Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
anniejo
(
02/02/2008 08:58)
CONVERSE
Tianareo ve raha misy magasin CONVERSE ALL STAR misokatra ao Antananarivo? ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 02/02/2008 14:40
kofbay
(
02/02/2008 07:47)
Found 0.00000 sy espace non alloué virus ve io sa inona?
Manana flash disk 512Mo aho, tsy haiko fa tampoka teo dia lasa nisy espace non alloué 1024Go ao aminy kanefa ilay 512Mo dia disponoble foana izany hoe lasa 500 na 499 izany, rehefa mankao ao @ outils...
tohiny
ainaheri
(
02/02/2008 05:51)
Somary gaga ihany aho!!
Nisy fiangonan'ny namako zay ao dago ao,itanareo ny fiangonana misy an'ireny valopy isantelovolana ireny san isambolana? Notononon'ny dapasy tery ambony tery hono ny vola nomen'ny tsi11 sy ny anaran'n...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 08/02/2008 22:28
cute
(
02/02/2008 02:52)
biz oroka
tsy haiko nareo,fa mba tsapako hoe hevitra mety mintsy le vao miresaka @ mpikambana volo d biz oroka no anombohana ny resaka anh!!
betsaka manko ny namana vao manoratra ho ahy volo d biz oroka no ome...
tohiny
novalian'i cute ny 09/02/2008 07:40
niryna
(
02/02/2008 02:34)
Fisaorana amin'ny zavatra rehetra.
Hoy ity ramatoa ,nisaraka ny vadiko aho noho ny vono ,ny ratra ary ny fanaovany tokantrano maso tamiko.
Tsy tantiko intsony ny niaina,ary tsy niraharaha izay fiainana intsony aho.Andeha hody aho,feno...
tohiny
novalian'i niryna ny 06/02/2008 07:09
fijo
(
01/02/2008 22:50)
maria.
be loatra ny anarna maria ao anaty baiboly,ary mifamaofao be hoan'izay nandinika izany.
ka sao dia fanahiniana natao be io,hisavoritahana tsy ahitana izay tena marina?...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/02/2008 21:04
peugeot
(
01/02/2008 16:50)
Ratsy taiza sa ......
Iza tamintsika no efa nanao tsinotsinona ny ray sy ny reny? Naheno tantara iray zay mantsy aho dia gaga sy talanjona ihany ,nilatsaka avy tany andanitra sa niforona ho azy fotsiny teo fa dia toa m...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 03/02/2008 14:45
badboy
(
01/02/2008 13:48)
Mbola afaka manantena ny ho avy ve ny zaza malagasy???
Hoy ny mpanohana ny fisian\\\\\\\'ny fanantenana ny ho avy mamiratra (optimiste):
[list=1]
[*] Tsisy tsy laitran\\\\\\\'ny zoto : miasa de tafa
[*] Baina sy bofy efa nanao ze mety : efa voangony t...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 02/02/2008 04:13
varisy
(
01/02/2008 13:42)
tononkira
mba mitady tonokira mahaleo embona sy hanina dadah sy fafa e...
tohiny
novalian'i istraky ny 04/02/2008 08:36
ikalamako
(
01/02/2008 13:12)
momota kely ange ireto izy e !
izao no tena hoe mampodimandry http://dailymotion.alice.it/it/featured/video/x48fgf_gemellini-ridolini_fun
:-D:-D:-D:-D...
tohiny
novalian'i Vitsikakely ny 03/02/2008 10:32
xxx
(
01/02/2008 10:44)
FOOT GASY
Mba rahoviana re ny antsika eh?
Raha hiatrika ny CAN 2008 ireo Lions de la Teranga du Sénégal dia nomena fampirisihana 80.000.000 FCFA isan'isany ny mpilalao!
Mba eritrereto anie ra-olona eh!
...
tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 04/02/2008 12:54
blaby
(
01/02/2008 10:09)
Obama vs Clinton
Pronostic ?...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 03/02/2008 07:06
niryna
(
01/02/2008 06:38)
Iza hianareo no nahatadidy ilay tantara tany Ambondrombe?
Mbola kely tamin'izany dia misy mpitantara Latimera Rangers angamba no anaran'ilay rangahy io.Mitantara ny tany Ambondrombe foana izy,milaza fa maheno feo karazany maro,misy milaza anefa fa feo namboa...
tohiny
novalian'i ainarama ny 10/04/2012 09:09
niryna
(
01/02/2008 06:24)
Raha tsy te hiteny gasy ve ilay zaza dia avela amin'izao ??
Teraka tany dago ilay ankizy,toa manahirana azy ilay teny gasy na dia miresaka teny gasy daholo aza ny olona,mbola kely koa moa ilay zaza fa vahiny daholo no manodidina azy dia miteny teny vahiny no t...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 08/02/2008 13:32
niryna
(
01/02/2008 06:20)
Te ho lava andro hihainana,iza no tsy ho tia an'izany?
Inona no toro-hevitra omenao ny olona raha te ho lava andro hihainana izy?
1- Mihinana sakafo in-dimy tsikelikely fa tsy sakafo mazefatra sarotra levonina
2-Mihomehy foana,na dia indray mandeha isan...
tohiny
novalian'i niryna ny 15/02/2008 06:12
tsinjo
(
01/02/2008 06:19)
I JESOSY SY FAHATANORANY ?
fa maninona kay no tsy voasoratra ao anaty baiboly ny fiainany jesosy taminy fahatanorany ? inn ny antony misy zvt nataony ts tiana ha fantatra ve taminy izy tanora ? ...
tohiny
novalian'i soanja ny 17/02/2008 05:43
niryna
(
01/02/2008 05:56)
Misy faritra tsy fomba ny manao kabone,.eny @ranomasina no.
Efa naheno ve hianareo fa misy foko izay mipetraka any Toliary dia tsy manana kabone hono ny foko sasany?
Iza no hitahiry maloto hoy ry zareo,taty aoriana tsy manaiky ny fanjakana fa tsy maintsy man...
tohiny
novalian'i niryna ny 03/02/2008 06:41
rakapy
(
01/02/2008 01:16)
Tena mazava @ Kristianina ve ny Baiboly???
Toa mahagaga ihany fa na ny samy kristianina aza dia mifanipaka @ resaka baiboly. Misy ny milaza hoe ao anaty baibolinay sy hoe ao anaty baibolinareo???
Ka nefa dia samy mitono tena hoe mpanara-dia a...
tohiny
novalian'i coopsal ny 07/11/2008 08:40
LazaDaddy
(
31/01/2008 20:56)
impossible ve?
1) Misy olona ve "impossible" amin'Andriamanitra ny hamonjy azy, ahatonga azy ho tena mpanara-dia an'i Kristy?
2) Raha misy, iza?
3) Raha tsy misy, andeha faingana hitory ny filazantsaran'ny fan...
tohiny
novalian'i cutie ny 09/02/2008 06:35
jozekely
(
31/01/2008 19:50)
Voakazon'ny alina hono eeeee!!!!
Mba misy manitikitika ity ry zareo a!
Momba le resaka "voakazon'ny alina" t@ Record sy ny RDJ e!! Tena misy marina ve reny problème vakian'i Benja R. ireny sa izy no mamorona ao de mody vakina @ tar...
tohiny
novalian'i chrislyd2 ny 12/03/2008 19:11
