Obama vs Clinton

1. blaby ( 01/02/2008 10:09)
Pronostic ?
novalian'i Jeankely ny 03/02/2008 07:06
2. xxx ( 01/02/2008 10:16)
Aleo ilay ramatoa @ izay misy hijerena FLIM raha hamalifaty ny nataon-drangahy azy izy na tsia! (Levon'ny Sky moa?)

Vazivazy iray an-dalana
3. blaby ( 01/02/2008 10:24)
firy - firy ny score ary e ?
4. ainaheri ( 01/02/2008 12:15)
Toa ho voan'ny Obama ko!! Otrany nanao derapage médiatique ry zareo (clan Clinton),zavatra fady ,tsy azo sangina ny médias,latsaka ambany ny cote-nao raha izay.
5. zandikely ( 01/02/2008 13:44)
Wait and See!
6. rabingogilabanga ( 01/02/2008 16:19)
vita ny obama, satria i , Mc cain tian'ny sasany ho prezida!
izany no niseho tao frantsa:
natao izay handresen'ny sego, t@ ny primaire socialiste, @ izay la moins chanceuse ny handresy , no nifanandrina t@ droite, de iny ny resultat.
7. ainaheri ( 01/02/2008 18:45)
ra xxxx mety marina zany d ny secretaire d'etat no amboariny sa manambotra azy?:-D:-D

(vazi² ko ny ahy io an)
8. penina ( 01/02/2008 19:26)
fa angaha nilatsaka indray i Clinton?

vazivazy iray andalana koa :-D
9. ikaretsaka ( 02/02/2008 00:31)
Guliani 4ever! hahahaha
10. Papoose ( 02/02/2008 03:12)
nenah reagan!lol
11. Jeankely ( 02/02/2008 04:33)
=))=))=))voan'i Ra-8 io=))=))=))
12. bazylou ( 02/02/2008 19:41)
misy efa nasin'le valo tamin'ny aza manadino ato , beuuurk
13. ikaretsaka ( 02/02/2008 23:48)
ny R 8 amin'ny amerikanina efa vita billard.. efa maty ny boule noire
14. Jeankely ( 03/02/2008 07:06)
Ny anay Ra-8 oooo=))=))=)).Lasany ihany io=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.045