Obama vs Clinton
2. xxx
(
01/02/2008 10:16)
Aleo ilay ramatoa @ izay misy hijerena FLIM raha hamalifaty ny nataon-drangahy azy izy na tsia! (Levon'ny Sky moa?)
Vazivazy iray an-dalana
Vazivazy iray an-dalana
4. ainaheri
(
01/02/2008 12:15)
Toa ho voan'ny Obama ko!! Otrany nanao derapage médiatique ry zareo (clan Clinton),zavatra fady ,tsy azo sangina ny médias,latsaka ambany ny cote-nao raha izay.
6. rabingogilabanga
(
01/02/2008 16:19)
vita ny obama, satria i , Mc cain tian'ny sasany ho prezida!
izany no niseho tao frantsa:
natao izay handresen'ny sego, t@ ny primaire socialiste, @ izay la moins chanceuse ny handresy , no nifanandrina t@ droite, de iny ny resultat.
izany no niseho tao frantsa:
natao izay handresen'ny sego, t@ ny primaire socialiste, @ izay la moins chanceuse ny handresy , no nifanandrina t@ droite, de iny ny resultat.
7. ainaheri
(
01/02/2008 18:45)
ra xxxx mety marina zany d ny secretaire d'etat no amboariny sa manambotra azy?:-D:-D
(vazi² ko ny ahy io an)
(vazi² ko ny ahy io an)
13. ikaretsaka
(
02/02/2008 23:48)
ny R 8 amin'ny amerikanina efa vita billard.. efa maty ny boule noire
