Iza hianareo no nahatadidy ilay tantara tany Ambondrombe?
1. niryna
(
01/02/2008 06:38)
Mbola kely tamin'izany dia misy mpitantara Latimera Rangers angamba no anaran'ilay rangahy io.Mitantara ny tany Ambondrombe foana izy,milaza fa maheno feo karazany maro,misy milaza anefa fa feo namboarina tao an-trano ihany ilay izy.
Tantaran'ny firenentsika ilay izy an,lazainy hoe any no toerana misy ny fanahin'ireo maty ,ny lolo,ny avelo,hatramin' Ikalanoro? Tena misy ve izany Ikalanoro izany ry ireto na ireo taranam-bazimba?:roll::roll:
Misaotra
niryna

novalian'i ainarama ny 10/04/2012 09:09
2. ikaretsaka
(
01/02/2008 14:26)
ndao hiverenana any Ambondrombe de jerevana niryna a! :wink:
izany no tsara fatao rehefa manao vokansa any @ tanana ianao, mijery ireny "tany very" tsy mbola be mpandinika ireny.
sady any eo am-potony eo efa lasa park nationale , miandry anao hiakatra any ambony any
anisan'ny culture izany, tetsy sy teroa, fianarana, fampivelaran-tsaina, adaptation a la realite

3. yuka
(
01/02/2008 14:44)
Ny taranaka vazimba tena misy ohatra any @ faritra
akaikin'ny menabe,amoron'ny renirano manambolo any @ tsingy de BEMARAHA.Misy karazanolona ao milaza fa vazimba zareo,dia @ zohy amorondrano no fasana misy ireo razambeny tsy milevina fa apetraka fotsiny ao anaty zohy.Fa tsy olona fohy kely zany fa mitovy @ olona rehetra na fitafy,na hendrika.

6. niryna
(
03/02/2008 07:25)
ikaretsaka:
ndao hiverenana any Ambondrombe de jerevana niryna a! :wink:
izany no tsara fatao rehefa manao vokansa any @ tanana ianao, mijery ireny "tany very" tsy mbola be mpandinika ireny.
sady any eo am-potony eo efa lasa park nationale , miandry anao hiakatra any ambony any
anisan'ny culture izany, tetsy sy teroa, fianarana, fampivelaran-tsaina, adaptation a la realite
andao aza
7. niryna
(
03/02/2008 07:27)
yuka:
Ny taranaka vazimba tena misy ohatra any @ faritra
akaikin'ny menabe,amoron'ny renirano manambolo any @ tsingy de BEMARAHA.Misy karazanolona ao milaza fa vazimba zareo,dia @ zohy amorondrano no fasana misy ireo razambeny tsy milevina fa apetraka fotsiny ao anaty zohy.Fa tsy olona fohy kely zany fa mitovy @ olona rehetra na fitafy,na hendrika.
nga,ny olona fotsiny izany no miteny hoe taranaka vazimba ireny olona fohy sasany ireny?
8. niryna
(
03/02/2008 07:28)
penina:
Tamin'izahay tany Ambondrombe
Dia nifanena tam Trimobe
Izahay tsy nalala fa nataony hoe
:*
Ahatsiarovaka ny poezy kely fahiny izany
9. glady
(
05/02/2008 08:45)
[center]Le mystère d’Ambondrombe attend toujours d’être élucidé[/center]
[center](Midi Madagascar du 5 février 2008 )[/center]
Madagascar, une île mystérieuse. Une dénomination peu employée mais qui prend tout son sens à la lumière de certains sites. Entre mythe et réalité, petit tour d’horizon d’une colline qui continue à fasciner les plus érudits.
A environ 10 km au Nord Est d’Ambohimasina, dans la région de la Haute Matsiatra, culminant à 1926 mètres d’altitude, Ambondrombe. Derrière cette brume épaisse permanente et une forêt très dense, se cache un village dont l’existence relève plus du « surnaturel ».
Selon la légende, le roi Andriambolamena, fort attristé de la disparition de sa fille Rasoambolamena tombée dans un étang, aurait décrété que toutes les âmes de sa famille reviendraient vivre à Ambondrombe pour tenir compagnie à cette dernière. Depuis, l’endroit serait le paradis terrestre des descendants de la famille du roi betsileo.
Au cours de ces derniers siècles, de nombreuses personnes ont essayé de percer ce secret qu’aucune science n’arrive à expliquer. Or, tous ceux qui ont essayé d’atteindre le sommet d’Ambondrombe, n’y sont jamais parvenu ou ont, tout simplement, disparu. Mais tous s’accordent à dire, qu’à un moment, des bruits se font entendre. Comme si la vie existait à quelques heures de marche et pourtant …
En 2006, en collaboration avec l’APM (Association des peuples des montagnes), un sentier fut érigé et Ambondrombe fut défini comme étant un site d’une valeur culturelle et historique. Mais le mystère reste entier et attend d’être élucidé par les plus courageux.
RHD

12. penina
(
05/02/2008 19:30)
yuka:
penina
nataony rakaka be ve?=))=))=))
ki, zay vao azoko ity valiteny ity. Sira mihitsy aho hoe nisy hira ohatra izay fa tsy tadidiko mihitsy :-D
13. fahamarinana
(
05/02/2008 19:50)
ikaretsaka:
kmiandry an'i niryna izany sy ireo courageux ho any e
:arrow:mi-interesser ahy ilay maheno tantara toy itony satria toerana lavitra dia mety tsy mba ho tonga hatrany raha tonga hatrany ihany moa aleoko miandry etsy ambany kosa sao manidina eo kouh:wink:(l)
15. niryna
(
06/02/2008 06:10)
fahamarinana:
:arrow:merci glady tamin'ny fanazavana e(l)
misaotra tokoa glady a .Tian'ny olona aky io :arrow: :D:D (l) ndry io an.
16. niryna
(
06/02/2008 06:10)
fahamarinana:
ikaretsaka:
kmiandry an'i niryna izany sy ireo courageux ho any e
:arrow:mi-interesser ahy ilay maheno tantara toy itony satria toerana lavitra dia mety tsy mba ho tonga hatrany raha tonga hatrany ihany moa aleoko miandry etsy ambany kosa sao manidina eo kouh:wink:(l)
nga :D
17. fahamarinana
(
06/02/2008 13:00)
:arrow:niryna :koa any dia tsy hita hono kouh ange akia e:{,aleo miandry izay hiantsoana ahy araka ny fandaharan'ny Tompo fa raha efa fantatra hoe mety hanidina dia aoka aloha kouh,za anie katahotra e!!:cry:(l)
18. ikaretsaka
(
06/02/2008 18:02)
niryna> za tsy courageux raha any fa any @ faritra hafa de izy aho
19. naughtyboy
(
06/02/2008 18:51)
efa enoko ko ty tantara ty fa ny tsy azoko de oe oul velona v no mipetraka any sa ny jokona ihany satria tsisy oul velona niverina atr@ zao nitantara fa honohono fotsiny no betsaka:-D:-D