Iza hianareo no nahatadidy ilay tantara tany Ambondrombe?

21. ronaldo09 ( 15/02/2008 12:55)
Misy marina io ambondrombe io ary ao anatin'ny fivondronan'Ambalavao no misy azy ,tendrombohitra mirefy eo ho eo @1925 eo izy ary ahenoana feon-javatra samy hafa avy eny aminy ,mbola tsy nisy olona tafiditra tao fa raha misy ny mikasa hankeny dia avy tampoka ny orana ,ala mikitroka mantsy no mandrakotra io vohitra io ary ao an-tampony ao hono misy ranovory ary misy milaza fa vatosoa sy volamena no ao anatin'io ranovory io.Toerana manan-kasina i Ambondrombe ary mbola misitery hatramin'izao!!
22. ainarama ( 10/04/2012 09:09)
Fanamarihana kely : Tsy mitovy Ambondrobe sy Ambondrombe. Le voalohany any Menabe fa le faharoa no any Matsiatra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2889