Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
meva2
(
31/01/2008 19:24)
AMBONDONA
Andray!!! izay aho vao nhita ny atao hoe ambondrona Mahafinaritra be ny mozikan-dry zareo sady ilay lead koa mahafatifaty kely....
hum,hum, vazivazy raindalana fa raha misy mahafantatra ny concert a...
tohiny
novalian'i achrafhanna ny 03/02/2008 09:26
tslem
(
31/01/2008 16:07)
mba ampio izay mahay
Inona kay izany oe [b]Win32[/b]?
Tsy izany mantsy fa nisy cd rom nampidiriko tao am lé lecteur-ko dia avy eo ilay izy tsy mety misokatra fa izao no fenêtre misokatra oe:
E:\NAVIGMA.EXE n'est p...
tohiny
novalian'i tslem ny 01/02/2008 13:32
simplex
(
31/01/2008 15:51)
resaka tsisy dikany
rahoviana vao ho vokatra ny goavy ry zalah :)
tonga ao ambavako tampoka ny tsirony :P...
tohiny
novalian'i kelly13 ny 04/02/2008 19:35
comptezo
(
31/01/2008 15:39)
Mba fatatrareo mou...
Ny vaza manao ny gasy ho voretra io ane ry reto kay zavatra vouretra ko a! .Ny vevavy vaza tsy misasa(ôtrany gasy ) :x(Tsy fanao sipa).....Tsy teneniko eto ny ataony fa mampandoa:oops:.... Raha...
tohiny
novalian'i haja ny 15/03/2008 04:21
comptezo
(
31/01/2008 15:37)
Mba fatatrareo mou...
Ny vaza manao ny gasy ho voretra io ane ry reto kay zavatra vouretra ko a! .Ny vevavy vaza tsy misasa :x(ôtrany gasy ) (Tsy fanao sipa).....Tsy teneniko eto ny ataony fa mampandoa 8O.... Raha send...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 29/03/2008 10:02
hery
(
31/01/2008 12:25)
Blaogy vazivazy mahaliana :-)
Efa hitanareo? Dia mahafinaritra ilay hevitry ry zareo tia vazivazy.
http://blagyvazivazy.blaogy.org/2008/01/25/tonga-soa/
Hery...
tohiny
novalian'i mitia04 ny 07/02/2008 06:51
bemalita
(
31/01/2008 11:39)
logiciels
salama daholo;sao mba misy mahita hoe aiza nohahitana logiciels de comptabilité ohatra hoe "Saari" na "ciel compta" fa nitady za fa tsy nahita.
misaotra antsika e...
tohiny
novalian'i xxx ny 31/01/2008 12:32
tsinjo
(
31/01/2008 10:24)
TOA MITADY FANAMPIANA SAHADY TGV?
taitra tampoko aho ra nahare fa we mitady fanampina sahady ny TGV ,de nihomehy aho hoe: aiza le we aingampade ny TGV ?hihihi(FAR:fanarenana Antananarivo Renivohitra )...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 13/03/2008 07:35
mihaingo11
(
31/01/2008 09:48)
Mangataka hira
mba mangataka ny tononkiran'ny Tanora Masina Itaosy ho anizay afaka manome, raisina antanandroa na firy na firy. Misaotra tompoko...
tohiny
novalian'i achrafhanna ny 03/02/2008 09:23
nhyjo
(
31/01/2008 09:39)
the regret is never before
manao ahoana daholo ianareo ato.
saika mba hangataka an'io hira io ra mba misy azafady fa mba tena mpankafy e!!
misaotra mialoha!!
mazotoa de veloma tompoko:o
...
tohiny
novalian'i fdravel ny 08/08/2017 12:16
sakaizakely
(
31/01/2008 09:20)
milina fanjairana
raha misy manana mahay manjaitra, afaka manoro ahy ve hoe inn no modely tokony alaina ?
ny ampiasaiko azy dia juste brikolazy taratasy, de mamboatra ankanjo kely hanaovan'ny ankizy deguisements ire...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 27/02/2008 17:15
maki
(
31/01/2008 08:49)
vay fery
mitady vahaolana momba ny vay...
tohiny
novalian'i jiolah ny 01/02/2008 11:24
gavoaty
(
31/01/2008 08:29)
LASA ANY AFRIKA NY DEBA
NY LIONA SY NY TIGRA NO MISY ANY KA ASA KARAZAM-BIBY INONA INDRAY NO HO VOANDALANA AVY ANY????...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 03/02/2008 07:09
hery
(
31/01/2008 07:49)
Maninona indray ny katolika?
Betsaka mihitsy tato ho ato ny fanontaniana mipetraka momba ny finoana katolika. Fahasoavana daholo izany satria matoa liana ny olona dia misy zavatra mahaliana ao izany. (Tahaka ilay ohatra nataoko i...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/02/2008 22:52
ainaheri
(
31/01/2008 05:46)
NY MOMBAN'NY XXXXXX
Eritreritra ny ahy ity ,fantatro fa mety misy sasany handà!!!Maninona raha tsy asiana xxxx otran'ny ao @ tsikera sary ko ny mamaly dinika ee,zany we fohanana ilay xxxx,ary tsy maintsy mivoaka eo ny p...
tohiny
novalian'i Papoose ny 07/02/2008 22:33
fijo
(
31/01/2008 05:22)
gasy mivavaka
http://www.madagate.com/reveillon-malgache/index.php?module=photoalbum&PHPWS_Album_id=12&PHPWS_Photo_op=view&PHPWS_Photo_id=308...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 08/02/2008 22:28
betroka
(
30/01/2008 22:08)
Vavaka hampazava ny teny
Voatendry hitari-bavaka alohan'ny famakiana ny Tenin'ny Soratra Masina aho amin'ny alahady. Misy afaka manome ohatra ve ? Tsy voatery ho lava akory, misaotra mialoha....
tohiny
novalian'i niryna ny 01/02/2008 08:56
betroka
(
30/01/2008 22:05)
Ny tononkalo tamin'ny andron-dry Dox sy Ny Avana ...
Tsy mena mitaha amin'ny tononkalon-dry Dox sy Ny Avana ve ny antsika amin'izao fotoana izao ?...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 11/05/2009 19:59
tezitra
(
30/01/2008 21:01)
TAPATAPAKA i MADAGASIKARA
[b]1)Tapaka ny rano:[/b]
[url]http://www.lexpressmada.com/display.php?p=display&id=13010[/url]
Tsy taitra ny gasy
[b]2)tapaka ny jiro:[/b]
[url]http://tomavana.wordpress.com/2007/04/29/jiro-t...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 04/02/2008 03:52
DILAY
(
30/01/2008 20:28)
Ahoana no atao kay ra ...?
ahona kay no atao ra mis ol miaraka amino ka ts itanao intson iz mandritra ny fotoana maro.Ka rehef antsoinao @ phone iz dia ts mamaly?inona ko no met anton'izany?Kanef enao met oe tena tia az?SVP mba...
tohiny
novalian'i melody ny 02/02/2008 18:20
