Mba fatatrareo mou...
1. comptezo
(
31/01/2008 15:39)
Ny vaza manao ny gasy ho voretra io ane ry reto kay zavatra vouretra ko a! .Ny vevavy vaza tsy misasa(ôtrany gasy ) :x(Tsy fanao sipa).....Tsy teneniko eto ny ataony fa mampandoa:oops:.... Raha sendra vaza manitra be reny de mitandrema fa reny no tena vouretra.Ry zareo(izay mipetrakaty France)de mamerina mihinana ny efa narina.Sy ny favouretrana maro isankarazany.8-)
Ary za efa naita sy mety vavolombelona oan'zay tsy mino

novalian'i haja ny 15/03/2008 04:21
2. comptezo
(
31/01/2008 15:41)
Kaza manao oe tsara ny vaza:-$(aleo lavitra ny gasy).
8-)8-)8-)8-)8-)
8-)8-)8-)8-)8-)
3. xxx
(
31/01/2008 16:47)
resaky ny gasy vao tonga ndray
be fialonanave sa te hatao hoe manja =))
sa any anaty poubelle no mipetraka dia mahita ny tsy fahitan'ny olona ?

4. jiolah
(
01/02/2008 11:00)
Za kou lo maita fa ra samy hygiene iany aleo le gasy fa refa milay zay le gasy tena favy tsy mila manitra be zany;-)
6. ikaretsaka
(
01/02/2008 15:55)
andramo tokoa.. gasy tsy misasa 2 andro sy vazaha tsy misasa 2 andro dia jereo hoe iza no mamofona..
dia manao karazana mythbusters kely
dia manao karazana mythbusters kely
7. todisoa2
(
02/02/2008 12:21)
comptezo:
Ny vaza manao ny gasy ho voretra io ane ry reto kay zavatra vouretra ko a! .Ny vevavy vaza tsy misasa(ôtrany gasy ) :x(Tsy fanao sipa).....Tsy teneniko eto ny ataony fa mampandoa:oops:.... Raha sendra vaza manitra be reny de mitandrema fa reny no tena vouretra.Ry zareo(izay mipetrakaty France)de mamerina mihinana ny efa narina.Sy ny favouretrana maro isankarazany.8-)
Ary za efa naita sy mety vavolombelona oan'zay tsy mino
sam manana n fomban n ol. sika gasy ne n taitra @ vaza matetika e.:lol::lol::lol::lol:
8. tess
(
02/02/2008 13:00)
jiolah:raha milay mbola asina manitra aza vao maika d'or:°)
Za kou lo maita fa ra samy hygiene iany aleo le gasy fa refa milay zay le gasy tena favy tsy mila manitra be zany;-)
9. apache
(
04/02/2008 08:18)
de ahoana indray ila mipipy, mikakà, mandreoka etsy sy aroa?! dia mbola ho mati-kambo ihany ve isika hoe madio ihany?
10. xxx
(
04/02/2008 12:56)
apache:
de ahoana indray ila mipipy, mikakà, mandreoka etsy sy aroa?! dia mbola ho mati-kambo ihany ve isika hoe madio ihany?
Iny ndray angamba mety ny tsy fahampian'ny(tsy fisian'ny)WC public sns no mahatonga anazy.Enao miteny io angamba mety le misolelaka @ vazaha reny eh!=))=))=))=))
11. Naso
(
04/02/2008 13:16)
ny vaza alou misy karazany ko ra ny faitako azy ee.misy voretra fa misy ts voretra .fa aza manao zany fa ny vaza ko mipipy etsy sy ero a:twisted:
13. comptezo
(
04/02/2008 15:09)
xxx:
apache:
de ahoana indray ila mipipy, mikakà, mandreoka etsy sy aroa?! dia mbola ho mati-kambo ihany ve isika hoe madio ihany?
Iny ndray angamba mety ny tsy fahampian'ny(tsy fisian'ny)WC public sns no mahatonga anazy.Enao miteny io angamba mety le misolelaka @ vazaha reny eh!=))=))=))=))
NGAMBA :cry::cry::cry::cry::cry:
14. meved
(
23/02/2008 05:31)
Ka io le vavan-kisoa misy sira e !
Tsy hoe hitondran'ny vazaha an'izao fika rehetra izao isika de hanaraka fôna e !

15. haja
(
15/03/2008 04:21)
comptezo: Misy daholo ny olona voretra sy ny tsy voretra fa ny anarany no mahasamy hafa azy. Na gasy io, na frantsay, na sinoa, na amerikana....Fa aza sendrany fotsiny refa tsy tia.
Saingy tandremo fa marina le notenenin'i meved eo ambony hoe "vavankisoa misy sira io" satria misy olona tia olona voretra an. Mbola tsy nahita aho aloha fa efa henoko matetika fotsiny hoe raha tsy masiso ohatra ny vadiny dia tsy te hanao mihitsy lery ary lery mihitsy no miteny ny vadiny tsy hisasa.