NY MOMBAN'NY XXXXXX
1. ainaheri
(
31/01/2008 05:46)
Eritreritra ny ahy ity ,fantatro fa mety misy sasany handà!!!Maninona raha tsy asiana xxxx otran'ny ao @ tsikera sary ko ny mamaly dinika ee,zany we fohanana ilay xxxx,ary tsy maintsy mivoaka eo ny ps nao,ka raha oh ka te hamoaka hvtr nefa tsy t ampiseo ps d aza mamaly! Angatahina io ao @ admin ra mety...,sa aona ny eritreritrareo mpikambana? D aza masika refa mamaly an:-*
novalian'i Papoose ny 07/02/2008 22:33
3. ainaheri
(
31/01/2008 08:48)
Ny tiako tenenina d zao,ao @ tsikera sary tsy manana choix ianao,tndé mivoaka ny psnao,ary raha ataon'ny admin otr'zany ko ny ao @ dinika?
6. xxx
(
31/01/2008 11:32)
Mety ho mety marina zany, d ny mametraka dinika ihany no afaka manao xxx satria mety mba secret-any ilay izy.
Fa mbola xxx ihany ah am zao an :oops:
7. ari.malala
(
31/01/2008 12:11)
ainaheri, d ra misy pb personnel tinay mba hakana ny hevitry ny be sy ny maro zany d tsmaints hitambahoaka fona hoe ianona kay mananona? misy nge karazan'olona izay ftsn no idirany forum e, hijery hoe i ranona toy izao ny fiainany, de tsikeraina etsy sy eroa... sady ita ao am sary ao ohatra ny tena mety koa efa nifankahita sns d mifankahalala tsara zany sns d manjary afabaraka b le olona mitondra olana, ts votery za fa mety ny namana hafa... d aona zany?
8. xxx
(
31/01/2008 12:30)
1- Ny mifampipasipasy pseudo/e-mail/mot de passe no tokony hofadiana voalohany
Fa avelao kosa ny xxx hilamina
2- Ny problema mitranga aminareo manokana re mba aza entina hampikorontana ny rehetra.
Fa avelao kosa ny xxx hilamina
2- Ny problema mitranga aminareo manokana re mba aza entina hampikorontana ny rehetra.
9. ainaheri
(
31/01/2008 15:00)
ari-malala>> marina alou zay tsy mandà za,fa ilay mamaly no tena olana,ilay mampiditra hevitra zany ra manao xxx aza tsy manin,fa ilay mamaly hvtr otran'io ambony io zao gaigy b:-D:-D
XXXXX>> Nga mo misy idirako ny olandry zareo tany fa ,mba andrindrana ny ato @ sera² mba tsy hisian'ireny zvtr ohatr'ireny no anomezako sosokevitra,Ary tsy blemko lay izy fa ianao no mandray antendrony!!
XXXXX>> Nga mo misy idirako ny olandry zareo tany fa ,mba andrindrana ny ato @ sera² mba tsy hisian'ireny zvtr ohatr'ireny no anomezako sosokevitra,Ary tsy blemko lay izy fa ianao no mandray antendrony!!
10. xxx
(
31/01/2008 15:12)
Tsy blem na bleman'i ainaheri ilay izy na tsia, fa
Atolotra ho an'ireo izay voakasik'ilay blem izany io hafatra n°7 io. Indrindra izay tonga nitabataba teto ...
tsinn mahavoakasika an'ireo gagy b ( http://simplex.blaogy.com/post/326/3581 n°11) 8):wink:
Atolotra ho an'ireo izay voakasik'ilay blem izany io hafatra n°7 io. Indrindra izay tonga nitabataba teto ...
ainaheri:
fa ilay mamaly hvtr otran'io ambony io zao gaigy b
tsinn mahavoakasika an'ireo gagy b ( http://simplex.blaogy.com/post/326/3581 n°11) 8):wink:
14. fahamarinana
(
05/02/2008 14:16)
xxx:
za zao manana pseudo xxx efatra dia zay no asesisesikoeto
:arrow:sady ianao koa ilay mametraka dinika sy mamaly ny dinika apetrakao ihany,sa ahoana moa?
http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m479c9bf19fd34(l)
15. Papoose
(
05/02/2008 20:01)
raha za kosa no hametraka dinika dia za ihany no hamaly azy imbetsaka eo fa tsisy kil toa, mampime koa zany!
hihhihihii!!! mahita atao!
hihhihihii!!! mahita atao!
16. fahamarinana
(
05/02/2008 20:08)
:arrow:mahita atao tokoa kah,jereo ny momba azy fa olona 1 no miverimberina eo(l)
17. mitia04
(
06/02/2008 07:12)
dé maninn mou ra xxx io na yyy e? tsy aleo ve manao xxx toy zay hametraka ps nefa ps noforonina kou lé izy, lé ps kou angé ndraindray tsy ahalalàna marina ny momba anlé oul e, afaka mandainga izy, ka tsy hitako zé iadiana hevitra amzay fa na xxx na ps diso sy ovaovaina d mitovy iany
18. ainaheri
(
07/02/2008 15:10)
mba hafa² ihany ianao miseo ps na dia diso aza araka ilay lazainao toy izay miafina ambadiky ny xxx lafa,misy ny sasany tena mampmé fa na hvtr tsara aza no omeny d mampiasa xxxx,tsy azoko8O:roll:
19. Papoose
(
07/02/2008 22:33)
ka mba te hangataka droit d'auteur angamba zany le manao xxx koa:lol: