Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
soanja ( 05/02/2008 03:29)
Ilay hira milaza ny finoako.
Isaorako izay namorona ity hira ity. Vavaka feno ho ahy isa-maraina vao afaka manohy asa hafa aho. http://www.youtube.com/watch?v=gCHdFGTx2G0 ... tohiny
novalian'i cutie ny 08/02/2008 22:51
rakapy ( 05/02/2008 02:57)
Ary tsy misy miresaka ny momban'ny didi-poitran'i jesosy wa?
:roll::roll::roll::roll::roll:... tohiny
novalian'i prime ny 15/02/2008 14:46
xxx ( 04/02/2008 22:10)
olana amin ny zaza ao am bohoka
bevohoka 23 semaines aho dia avy nanao échographie ny 2eme trimestre (be teny frantsay be fa mifona. Hitan ilay mpanao echographie tao fa manao "[b]situs inversus complet[/b]" ilay zaza, izany hoe mi... tohiny
novalian'i arialy ny 23/02/2008 16:51
DILAY ( 04/02/2008 20:08)
msôtra e!!!
salut daholo ô!!msôtra ry zareo t@ le torohevitra a!fa ny tena olana anie de ef mba miezaka manadino iany za fa tene tsy met mitsy e.Tena ts napoiziko ho iz mits manko no anao anzany.ef nandefa msg ... tohiny
novalian'i Papoose ny 10/02/2008 08:12
xxx ( 04/02/2008 16:57)
Mandrangitra pensily hazo
[center] http://www.wintrest.com/irs-pencil-sharpener-now-available/ :-D:-D:-D [/center] [center][img]http://img266.imageshack.us/img266/6891/irspencilsharpeneral1.jpg[/img][/center]... tohiny
novalian'i agoago ny 09/02/2008 13:28
megabass ( 04/02/2008 13:49)
anarana Gasy/Vazaha
Aorianan'ny francisation d'un nom ve dia afaka tehirizina ny anarana gasy rehefa any madagasikara ?... tohiny
novalian'i penina ny 18/02/2008 18:13
cazal ( 04/02/2008 13:38)
RDM 2009
Tour Du Monde miainga eto Paris. taona 2009 Mitady namana izay vonona hanao Tour du Monde amiko manomboka ny volana Sept 2009 miainga Paris! Azo hifanakalozan-kevitra ny lalana aleha !!! [b]Fana... tohiny
gasytsara501 ( 04/02/2008 13:13)
kibo avy miteraka
3 volana zao ny zanako, za mampinono, sao dia misy hevitra mampiverina forme fa tsy hay intsony inona ny lamba hatao!!!! mba omeo hevitra re azafady eh!!!... tohiny
miora11 ( 04/02/2008 12:17)
inona no ataoko?
Ho anareo zay manana bebe d zao teneniko anareo raha sanatria ka manontany izy hoe "inona no ataoko" d zao no valianareo: "tsy haiko, zà ko ary eto tsy fantako izay ataoko ka inona no ataoko". TSIKY ... tohiny
zedazeda ( 04/02/2008 10:51)
BADODA SY SOLANGE
salut! ts'aiko na za no tsy naita tsara na aôna fa otrany mbola tsisy tazako ao ny tononkira BADODA SY SOLANGE aton' i Dama. De ra mba misy manana mp3 an'io ko de mba andefaso a azfdy.... tohiny
novalian'i Azrael666 ny 24/04/2025 01:49
manampyp ( 04/02/2008 10:48)
Tambatra
hira tambatra MR RAZAfy... tohiny
xxx ( 04/02/2008 09:51)
CONDITIONS ECONOMIQUES: Madagascar parmi les 11 meilleurs!
TSY ALEO VE MBA LAZAINA ETOANA KOA IZAY MBA TSARA EH! INOAKO FA TSY BALA RORAN'NY MPITONDRA KOSA ANGAMBA ITONY! Le dynamisme économique et la stabilité politique enregistrés à Madagascar ces d... tohiny
novalian'i Jeankely ny 10/02/2008 06:51
sitlo ( 04/02/2008 09:12)
Tsindrio fa lavo.
Mba revy nofa nefa be mpanaoo. :twisted: tsy lahy tsy vavy [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/M%E9chant/292lr.gif[/IMG]... tohiny
novalian'i penina ny 05/02/2008 16:59
paris10 ( 04/02/2008 08:54)
ho atsika rehetra
(l)(l)Vavaka ho anao androany Iza no mampamirapiratra ny kintana amin'ny hatsarany rehetra ? Iza no mampikoriana ny renirano ? Ianao koa, tsy mila miady mafy vao tafita amin'ny fiainana, sa... tohiny
novalian'i mimi ny 08/03/2008 07:55
badboy ( 04/02/2008 08:53)
miady ny handray ny fivorian'ny francophone 2010 MADA
Io njay ny malaza!! Saingy Bernard KOUCHNER (ministre des affaires étrangère) toa tsy mila an'i MADA hono fa CONGO no revireveny!!! Dia ahoana njay ary zany!!! Ny sasany miady ny hialana @ ziogan'n... tohiny
novalian'i Jeankely ny 19/02/2008 11:09
istraky ( 04/02/2008 08:32)
Ho an'ilay mitady Embona sy Hanina
slt :lol: Efa nampidiriko ao ilay embona sy hanina (mahaleo) fa asa raha mahafa-po anao.... tohiny
ari.malala ( 04/02/2008 08:10)
mety misy ve...
Mba mahalasa saina ahy hoa, mety hisy ve olona ohatra hoe efa dokotera ny asany, d tapakevitra hanao mopera na hanao frera? satria misy frera mandrakizay fa ts manao mopera mantsy (miala tsiny @ hafa ... tohiny
novalian'i fijo ny 06/02/2008 20:53
fetrakens ( 04/02/2008 07:19)
Sefom-pokontany eto Tana!
Iza marina no tokony hanendry ireny sefom-pokontany ireny e! moa tsy ny vahoaka ve no mahalala izay mety afaka hitondra azy !?!... tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/03/2008 16:56
soanja ( 04/02/2008 06:33)
mively vavahady
Misy mahalala ve hoe inona no nataon'i Ntaolo nahatonga azy ireo manao ny mively vavahady? Zany hoe misy ny manao velirano de miteny eo sady manao fianianana sns ary ny mively vavahady inona no foto... tohiny
novalian'i fetrakens ny 06/02/2008 06:53
nandrianina1 ( 04/02/2008 06:21)
Tenimiafina
fa aona marina ny momba le teny miafina e? ny oul 1 nga afaka manana teny miafina roa? efa novaiko ny tenimiafinako nefa mbola tafiditra @ teny miafina voalohany fona za refa niditra forum, sady tsy m... tohiny
novalian'i penina ny 09/02/2008 19:13
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.2713