BADODA SY SOLANGE

1. zedazeda ( 04/02/2008 10:51)
salut!
ts'aiko na za no tsy naita tsara na aôna fa otrany mbola tsisy tazako ao ny tononkira BADODA SY SOLANGE aton' i Dama. De ra mba misy manana mp3 an'io ko de mba andefaso a azfdy.
répondu par Azrael666 le 24/04/2025 01:49
2. eisy ( 05/02/2008 09:18)
tena efa ela mihintsy io ry akama fa na ny tonony azry tô kely fotsiny no haiko.
le mp3 tokoa mba alefaso raha misy manana
3. badouda ( 10/02/2008 09:55)
:roll: Tena mbola tsy henoko indray izany!!! ka raha misy manana dia mba halefaso fa tena maha liana ahy=D=D^:^^:^^:^
4. kokoliita ( 23/04/2025 16:37)
Mahery badoda ah, mahery izy hoa.
8min be ilay izy fa aleo rehefa misy fotoana mihaino sy mandika azy tsara

Fa ny farany:
"Ary izaho kosa, mba inona no niafarako? Taitra teo ampandrina aho, hay moa izaho nanonofy ah"
5. kokoliita ( 23/04/2025 16:38)
6. Azrael666 ( 24/04/2025 01:49)
Tena henjana be fa resaka t@ 2008 dia aty @ 2025 mbola mitohy a! Milay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0875