inona no ataoko?

1. miora11 ( 04/02/2008 12:17)
Ho anareo zay manana bebe d zao teneniko anareo raha sanatria ka manontany izy hoe "inona no ataoko" d zao no valianareo: "tsy haiko, zà ko ary eto tsy fantako izay ataoko ka inona no ataoko". TSIKY KELY ALOHA E.
Tsy milay mitsy e!
:-@:twisted:
répondu par babazy1968 le 11/10/2008 13:01
2. Naso ( 04/02/2008 13:23)
tsisy atao marna ee:-D:-D:-D:-D
3. ainaheri ( 04/02/2008 19:25)
za ko aza gaga in ny ataonao:?::-D:-D Za ko tsisy atao:-D:-D:-D:-D,
4. Mam ( 05/02/2008 15:09)
inona ny ataoko za zao tsis atao de mba miserasera @nao. tena tsi mety izany hoe trsiss atao zany fa teneno ahy ny tinao atao de ho atoroko anao ny fomba anaovana azy raha tsy tafavokanao. fa aza manaiky an'izany tsy mahay ninin zany ianao8)kosy e!8)
5. todisoa2 ( 06/03/2008 06:32)
finona alou le hatao eeeeeeee=))=))=))
6. babazy1968 ( 11/10/2008 13:01)
zay tianao atao hatao :lol: d'efa mety zay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3973