olana amin ny zaza ao am bohoka

1. xxx ( 04/02/2008 22:10)
bevohoka 23 semaines aho dia avy nanao échographie ny 2eme trimestre (be teny frantsay be fa mifona. Hitan ilay mpanao echographie tao fa manao "situs inversus complet" ilay zaza, izany hoe misy taova, raha tokony ho any am ankavia ny toerany dia lasa any amin ny ankavanana, ka ny azy dia ny fo sy ny vavony no lasa any amin ny ankavanana. Misy olona hono manana io karazan "javatra" io fa salama tsara tsy manahy izy rehefa lehibe.

Nefa ny momba ilay zaza ato ankiboko dia matahotra ny dokotera sao mifandray amin na "anomalie chromosomique" hono io "situs inversus" io, ka tadiavin zareo hanao "amniocentese" aho, io raha iray io indray dia tsindromina ny kibo ary trohana ilay rano ilomanosan ilay zaza ao ankibo aho dia dinihin ny manampahaizana eo, ary eo no ahitany raha misy malformations génétiques ilay zaza na tsia : ohatra trisomie 21, na 18, na 13 koa angamba izy izay.

ny olako dia izao, io amniocentese io hono toa ahiana mampanao fausse couche avy eo, na tena mamono ilay zaza ao an kibo mihitsy!

FANONTANIANA : Sao mba misy aminareo mahfantatra bebe kokoa ny momba io "situs inversus" io na ny "amniocentese"? dia mba zarazarao ny traikefa fa tena vaky ny lohako re olona e!
novalian'i arialy ny 23/02/2008 16:51
2. arialy ( 23/02/2008 16:51)
aza kivy fa matoa ny dokotera nangataka anao hanao an'io amniocintèse io dia mety ahasoa zavatra, arahao aradàlana zay toromarika lazainy dia ho itanao eo.
bon courage
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0798