mety misy ve...

1. ari.malala ( 04/02/2008 08:10)
Mba mahalasa saina ahy hoa, mety hisy ve olona ohatra hoe efa dokotera ny asany, d tapakevitra hanao mopera na hanao frera? satria misy frera mandrakizay fa ts manao mopera mantsy (miala tsiny @ hafa finoana aho aloha fa katolika aho dia ny mahakatolika ahy no mahaliana ahy kokoa:°))
novalian'i fijo ny 06/02/2008 20:53
2. mmmhh ( 04/02/2008 08:22)
ny olona miala frere na mompera no matetika henoko, zà ndray nianatra t@ école catholique fa misy t@ reo frère nampianatra ahy efa tsy frere intsony @ zao fa manambady, fa ry zareo mbola katolika ihany, aleo kosa miala toy izay miaritra faka-panahy, (satria efa nanao dina ny @ hoe ts manambady izy ko).
tahaka an-dry tarika NyA. ny ankamaroan'izy ireo zao frères, fa niala daholo. fa ry zareo katolika fôna, ny mariazin'ny sasany aza nohamasinina t@ eglizy katolika ihany.
fa tsisy manakana ny dokotera tsy hanao mompera ne e, ireny aza mbola ampianarina avy eo ko; misy frère nampianatra anay tany mahajanga izao zao dokotera izy.
3. rabilabila ( 04/02/2008 08:56)
ari.malala:

Mba mahalasa saina ahy hoa, mety hisy ve olona ohatra hoe efa dokotera ny asany, d tapakevitra hanao mopera na hanao frera? satria misy frera mandrakizay fa ts manao mopera mantsy (miala tsiny @ hafa finoana aho aloha fa katolika aho dia ny mahakatolika ahy no mahaliana ahy kokoa:°))


Maro dia maro tokoa ny olona tahaka io ohatra lazainao io .Ary maro dia maro koa ny manao ny inverse araky ny lazain'i "mmmmh" .

Ny "intêret"-n'ireny olona ireny dia "finoana " 100% no nitondra azy tamin'izany làlana izany ,ary ny expériences efa nananany amin'ny maha-olon-tsotra azy manampy azy betsaka amin'ny "comprehension"-ny amin'ny manodidina azy .Matetika izy ireny "tsy prosélyte" fa miaina tanteraka ny finoany ao anatiny ao ==> benefique ho an'ny fiangonana ny fananana azy noho izany rehetra izany ary mahafinaritra ny miresaka aminy satria tsy mikatona izy fa malala-tsaina tanteraka ary matetika izy dia tena "altruiste" tanteraka .
Tsy manakana ny maha-dokotera azy mihitsy ny fiovany filamatra raha toa izy ka tsy nesorin'ny fikambanan'ny mpitsabo ho "tsy mpitsabo" intsony,Ary matetika rehefa eo anatrehan'ny "cas pathologique" iray izy dia mialoha-làlana ny maha-mpitsabo azy ,raha sendra aretina tsy voatsabo izy ,ohatra , ka tsy te-hanao "acharnement thérapeutique " ny fianakavian'ilay marary ,dia eo vao tena miditra en jeu ny maha-môpera na fréra azy .....................
4. neo83 ( 04/02/2008 09:11)
Misy miitsy le oe oul efa afa ny asany taloha dia lasa manao mompera izy avieo. fa ny vao aingana no tsy fantatro satria ny oul koa raha tsy efa maty tsy malaza ny biographie-ny. Omeko ohatra ianao zao, i Saint Ignace de Loyola, mompera izy io tamin'izany androny. Maramila izy taloha, mamono oul eran'ny vazatany satria tamin'ny andron'ny ady tany france ngamba izy izay, dia naratra tany izy izay, dia avieo niova fo, dia lasa mompera, dia lasa natsangan'i Roma ho olomasina taty aoriana. Dia zao izy lasa olomasina mpiaro ny Fiangonanay. Mbola hitady ohatra hafa koa za fa za sur oe mbola misy vao haingana ngamba.
5. ikaretsaka ( 04/02/2008 11:39)
ari.malala:

Mba mahalasa saina ahy hoa, mety hisy ve olona ohatra hoe efa dokotera ny asany, d tapakevitra hanao mopera na hanao frera? satria misy frera mandrakizay fa ts manao mopera mantsy (miala tsiny @ hafa finoana aho aloha fa katolika aho dia ny mahakatolika ahy no mahaliana ahy kokoa:°))


ie..... misy.. ary maro mihitsy...
1 trano amiko ato:wink:
6. ikaretsaka ( 04/02/2008 11:47)
ary izany tsy manakana ilay asany 1 an..

za mahita mompera dokotera..en plus gyneco :wink:
mahita architect lasa frere jesuite.
sociologue lasa misionera.
Urbaniste lasa apostolin'ny mpitsindroka Zoridira

Ireny prof Malaza amin'ny universite katolika matanjaka aty ivelany ireny dia saika "docteur" @ ilay Taranjany aby, izay tsy voatery miompana any @ Fivavahana...
nefa kosa izy mompera na frera

7. ari.malala ( 04/02/2008 11:49)
ah ok! misaotra fa mazava. neo, za nge ts miresaka ny olomasina e! fa ny olona mbola velona no anontaniako, raha ny olomasina d efa betsaka ny henoko am rdb refa le am12:30 na am7 na le am maraina;)

ika, d en mpeme temps zany dokotera d mopera sa frera? d in amreo no tena ifotorany bb kokoa?
8. ikaretsaka ( 04/02/2008 12:10)
ari.malala:

ika, d en mpeme temps zany dokotera d mopera sa frera? d in amreo no tena ifotorany bb kokoa?

samy manana ny fotoanany daholo ny zavatra rehetra ka. fa t@ za narary teo de sady nanao chirurgie i mompera no manome komonio sy sakramentan'ny extreme onction..
miditra bloc @ izay dia lasa izao!

Ilay rangahy be bolombava ao andralanitra iny dia vita lamesa maraina dia mikatroka @ plans...

izaho kao izao mianatra manao izany ...

ohatranao mikarakara ny kilonganao ihany io re a... sady manao ny asanao ianao no mikarakaraka ny kilonga..araka ny fotoana mampety an'izany tsirairay aby


9. ari.malala ( 05/02/2008 06:17)
ika, ok merci fa mazava tsara e:)
10. jiolah ( 05/02/2008 08:00)
ary misy ve president de la republique nefa ko mompera??:°):°)
11. ari.malala ( 05/02/2008 10:38)
raha tsy diso aho toa ny Papa toy izany? ahitsio aho raha diso ry zareo an:P
12. fijo ( 05/02/2008 22:03)
ny anay izao ny frera nampianatra anay tany mahajanga ,lezionera taloha.
13. ikaretsaka ( 05/02/2008 22:08)
jiolah:

ary misy ve president de la republique nefa ko mompera??:°):°)



adino nga i richelieu ohatra?
14. fijo ( 05/02/2008 22:14)
misy aby ny rehetra e.hafatsy andriamanitra.oh oh oh
15. ikaretsaka ( 05/02/2008 22:49)
izay mihitsy... ho an'ny tsy mino..
fa amin'ny mino de misy abiaby.... i
16. fijo ( 05/02/2008 22:50)
hi hi i izay no valiny nandrasako
17. ikaretsaka ( 05/02/2008 22:57)
efa arako:wink::-P
18. fijo ( 05/02/2008 22:59)
minoa fotsiny e
19. LazaDaddy ( 06/02/2008 08:39)
aza hadino fa misy koa ny miala mompera rehefa mahita sipa. Iny aloha "tsotra" fa misy koa ny manafina ny sipany sy ny zanany ka tsy mety miala amin'ny maha mompera azy
20. ari.malala ( 06/02/2008 09:06)
HS laza fa ts zany mints no resahina eto
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1448