kibo avy miteraka

1. gasytsara501 ( 04/02/2008 13:13)
3 volana zao ny zanako, za mampinono, sao dia misy hevitra mampiverina forme fa tsy hay intsony inona ny lamba hatao!!!! mba omeo hevitra re azafady eh!!!
2. sipagasy ( 04/02/2008 18:44)
nga ianao tsy nanao ilay fotoana tokony nandehanana tany @ kiné? tokony manana 10 scéances inao, tsy aloha vola fa tafiditra ao anatin'ny fiterahana
3. sakaizakely ( 04/02/2008 21:00)
tsy misy n'inn n'inn azo atao fa miandry azy fa miverina tsikelikely iny, mila fotoana maharitraritra fa aza maika. Vao 3 volana fotsiny normale be zany

mandrampaha dia mividiana ankanjo malalaka fa raha miziniziny am le ankanjo taloha nefa tery vao maika ratsy be

arakaraky ny fomba fiainanao ihany no mampalaky na mahaela ny fiverenan'ilay kibo fisaka. Raha toa ianao mazoto mihetsiketsika na manao marche, mihazakazaka sns... dia malaky miverina io. Tsara ny manao abdominaux, fa aza adino alohan'izay ny rééducation périnéale

de arahabaina nahazo fahasoavana :-*
4. tess ( 04/02/2008 21:12)
misy namako izay avy teraka fa tonga dia toto afo be tam sport mandeha une heure x 4 isankerin'andro izy fa otran'ny olona tsy niteraka avy teo niverina tam loniny haingana ny kibony waouuuu
5. ikaretsaka ( 04/02/2008 23:39)
sport ihany tess an.. sport ihany ho a.
avy any @ 130 ka hatrany @ 85 kg aza vita, tsy manao regime fa sport (150km de velo isan-kerinandro de 20 isan'andro)
6. sakaizakely ( 05/02/2008 06:03)
ika> aiza koa no ananan'ny terabao fotoana hikotranana 150 km zany 8O8O8O8O

natao ho an'ny tsy mandray andraikitra am adidy ao antrano zany kotranareo zany e :cry: sa ve de hoentina eny ambony lasely koa ny zazamena :roll:

tess> tanjemo zany manao sporo be vao avy teraka zany. tratran'ny incontinence eo vao :-o:-o:-o Io manko rehefa lehibebe any vao mitaky, izay no ilàna ny fanaovana rééducation du périnée

7. xxx ( 05/02/2008 06:52)
arakaraka ny vehivavy io mety misy tsy mihena intsony fa mety misy mihena refa afaka volana maro maro (le vevavy be roro de me tsy hihena firy intsony)
8. booboo ( 05/02/2008 10:06)
9 volana ilay kibo sy ny taova tao anaty tao no niova plasy noho ilay zazakely, mila fotoana koa araka izay ny fiverenan-draha aby @ tokony ho izy.

Ilay kibo fehezina indray, tsy ara-pahasalamana mihitsy hoy ny gynéco sy ny sage-femme no tsy mampiova n'inona². Tsy afaka miverina tsara @ toerany ny taova aby raha fehipehezina mafy @ lamba sy gaine gaine io ny kibo. Mitera-doza ho an-dreo à long terme hoe. Dia koa tsy ny kibo no fehezina fa ohatra faritra ambanin'ny bassin izay (tsy haiko manoro lay izy eto). Misy fetrany koa nefany ny fitondrana an'iny dia misy conditions kounkou ny fanaovana azy. Anontanio ny gynécony fotoana fanaovana lay izy sy ny fomba famatorana fa tsy fatopatorana fahatany ilay izy.

Dia ilay hoe sport sport kounkou. Ny périnée klou ampanaovina spaoro vao ny vatana hafa !! http://www.doctissimo.fr/html/grossesse/accouchement/gr_4116_reeducation_perineale.htm



9. tess ( 05/02/2008 10:59)
sakaizakely: tsy haiko aloha fa na mbola 9 mois aza ilay kiobn'ilay namako mbola nanao port izy dia vao teraka trois mois teo de sport...fa tsy nanin mitsy izy aloha , izy koa spotive rahateo no ranjanana tsara, ny organisation ny fotoana hanovana sport ndray dia ny vadiny mandimby azy amin'ny fitaizàna raha mande sport izy....fa tena toy ny tsy niteraka a! mbola tsara noho izy taloha aza....
ika: sport ihany no tena tsara hitazàna vatana ka! milay :wink:
10. booboo ( 05/02/2008 13:08)
marina zay, fa @ vhv vao avy niteraka iny trucs hafa no tokony hotaizainy malaky klou = périnée.
11. ikaretsaka ( 05/02/2008 14:35)
sakaizakely:

ika> aiza koa no ananan'ny terabao fotoana hikotranana 150 km zany 8O8O8O8O

natao ho an'ny tsy mandray andraikitra am adidy ao antrano zany kotranareo zany e :cry: sa ve de hoentina eny ambony lasely koa ny zazamena :roll:


aty misy izany hoe tera-bao ny maraina dia miasa ny harivan'iny ka
za nahita namana sipa sportive, ary mpanao volley izay.. fa vao latsaka ny zaza de kotrana...
sia misy mpanao ski izay koa


12. booboo ( 05/02/2008 14:41)
dia tsy mba notenenin'i mpampiteraka ve zany olona zany ny @ fiporitsahan'ny organes, ny resaka hemorragies ho be loatra raha reraka loatra ny vatana sns ? manao² foana tanteraka zany amiko manokana ....

ilay miasa ny harivan'iny, be dia be ny tandrefana no tsisy afaka mampifana dia vao tonga any an-trano dia manao raha²...na izany aza tenenin'ny doko foana hoe " aza manao reraka beee loatra ". Ka raha kotrana volley mi-saute saute ...kay klé bonzour les fuites urinaires ô :°)

13. ikaretsaka ( 05/02/2008 14:58)
US io ko .. fanafody mandeha ry booboo an.. raha any Dago mifezaka aloha de mifezaka e
ohatran'ilay hoe didina a coeur ouvert ianao androany de rafakampitso miasa any @ dezaka...
hainy aby ny riska fa mety izany matoa ataony sy avelany ko..
dia raha sanatria misy pepins de any @ tribonaly ianao sy le doko no mifampitory malpractice...

za aza misy an'izany atsipin'ny biskleta tapaka cotes izany dia mbola tohizana rahampitso ny etapes hono fa tsy mi abandon...
mahita ity tapakila maintso koa moa ka de:^):^):^):^)
14. fahamarinana ( 05/02/2008 15:08)
ikaretsaka:
za aza misy an'izany atsipin'ny biskleta tapaka cotes izany dia mbola tohizana rahampitso ny etapes hono fa tsy mi abandon..


:arrow:marina mafy raha tsy torana rehefa tafapetraka eo ambony bisikleta amin'izany,marina any zany..
Sinon mitovy hevitra amin'ny sakaizakely koa aho,henjana be zany tonga dia sport be zany nefa dia misy mahavita tokoa an(l)
15. tess ( 05/02/2008 16:15)
arakaraka ilay toe-batan'ilay vevavy kou ngamba io ! ny tiko lazaina raha vehivavy mtanjaka de mahazàka kotrana fa ao ny vevavy malemy dia tsy maitsy hoe mila mitandrina.....
16. ikaretsaka ( 05/02/2008 19:17)
fahamarinana:

za aza misy an'izany atsipin'ny biskleta tapaka cotes izany dia mbola tohizana rahampitso ny etapes hono fa tsy mi abandon..


:arrow:marina mafy raha tsy torana rehefa tafapetraka eo ambony bisikleta amin'izany,marina any zany..
Sinon mitovy hevitra amin'ny sakaizakely koa aho,henjana be zany tonga dia sport be zany nefa dia misy mahavita tokoa an(l)


sady mi pedale no asiany tsindrona anti douleur.. fa narary aloha fa mi trefla be ilay @ le 15 miles farany..
dia radio de repare-na ilay cotes tapaka syny kiaka sy maratra dia bobohany anti douleur de lasa indray!

17. fahamarinana ( 05/02/2008 19:23)
:arrow:ika :danz be kosa zany kouh,serieux,tena tiana marina ilay sport dia atao fa rehefa vita ilay izy vao tena maheno marary!:{(l)
18. ikaretsaka ( 05/02/2008 19:30)
na izay na vita saison sy carriere sy ny classements dia raha tsaratsara plasy ka mety ilay oportunite ka mbola mijoro dia lasa koa..

rehefa mendrika ilay effort ilay zavatra ho azo..
fa raha efa gisitra ve.. aleo ho any
19. fahamarinana ( 05/02/2008 19:34)
ikaretsaka:
rehefa mendrika ilay effort ilay zavatra ho azo


:arrow:mitovy hevitra aminao aho eto fa zany hoe za sy ny sport moa tsy dia mpinamana loatra e(l)
20. sakaizakely ( 05/02/2008 21:50)
za klou reto tsy mijery an ze kibo any

ny fikarakarana ny sombinaiko no priorité-ko mahafinaritra ahy fa tsy ze constitution-ko mints, miverina wazy fôna iny arakaraky ny toebatanao taloha sy ny fahazaranao

raha zatra mihetsika ary mahavatra mitandrina arantsakafo ianao dia miverina foana ny elasticité n'ny hozakibo

fa ze hamono tena am sporo nefa ny zaza mbola kely 8-)8-)8-), sa angamba biberons le zaza de azo apetraka amin'olona :?:

nena de za ihany no mikarakara ny zazamenako ka, tsy ilaozako mi sporoporonareo zany :-D Ny ahy rehefa misaranono le zaza dia vetivety be de mifintina. Zao zany de mbola le botrabotra kely ireny :-D:-D:-D:-D:-D

gasytsara> aza maimaika ny hanahia tena zany sao ritra nono eo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2706