Ampidiro aloha ny tenimiafina
kibo avy miteraka
43. gasytsara501
(
28/02/2008 16:04)
Misaotra betsaka aloha @ hevitra rehetra eh, zao vao afaka mamaly fa somary sahirana vao maty ny papako 5 mois tafarany zokivaviko maty accident tana/tamatave.Somary naka rivotra kely tany @ zokiko satria tsy lasa tany Mada fa mbola kely loatra ny zanako.
Misaotra betsaka anareo fa zao ihany de aka rdv @ gyneco zah de eo mahita anazy sady misy perte d'urine koa zah no somary henoko malailay ilay nodidina kely anefa efa cicatrisé de eo mahita anazy sao miha grâve eo de any koa zah maka taratasy andehanana @ kiné no mba manontany izay tokony hatao rehetra.Ny aminy sport aloha zah mapinono de tsy misy miambina ny zanako, isaka week end vadiko tsy miasa ireny de mba manararaotra mandeha tongotra.Izay ary fa de aminy manaraka koa eh!!!.

45. fahamarinana
(
29/02/2008 07:24)
:arrow: Toa Ikaretsaka koa aho,mirary soa dia mahereza hatrany e.(l)