kibo avy miteraka

21. ikaretsaka ( 05/02/2008 23:13)
fahamarinana> minamana fa io hakamoana io koa anie hono...
22. ari.malala ( 06/02/2008 06:57)
ary marina v fa ny kibo avy nodidiana ts d tsara manao abdominaux e! za zany mba t hanao iany fa bedinle doko zay we ts mety hono..;
23. tess ( 06/02/2008 10:39)
ari.malala: lainga izany aky an! après trois mois ny operation enao dia efa afaka manao sport fa tsy misy anzany.....de eo ny kibo boletaka njy raha tsy asina abdo kely , aza mihaino zé lazain"'i oul zany fa mi renseigneva foana klou:wink:
24. ari.malala ( 06/02/2008 13:14)
ah ok, za mants lasa b kibo d ts tiko b :-D:-D:-D
25. fahamarinana ( 06/02/2008 13:28)
ikaretsaka:

fahamarinana> minamana fa io hakamoana io koa anie hono...



:arrow:ilay kamo eo ihany fa mivoaka sempotra koa anie.Jereko ny olona avy manao sport toa mahazo aina ery na atao hoe vizana aza,ny ahy toa lasa mitarika harerahana ela be ndray.Ny lomano ihany no ahazoana aina,et encore rehefa mafana ny andro,:lol::lol:(l)
26. fahamarinana ( 06/02/2008 13:30)
ari.malala:

ah ok, za mants lasa b kibo d ts tiko b :-D:-D:-D



:arrow:mitovy tsika roa zany,ohatran'ny hoe bevohoka tsy mety teraka zany ve:-D:-D.Rehefa any Dago aho dia hanao tour-ny mahamasina tsika 2 ?,mazoto va ndry ?(l)
27. ikaretsaka ( 06/02/2008 18:17)
fahamarinana> velo dia tana ambatolampy aller retour... mazoto aho:-D
28. tess ( 06/02/2008 18:58)
fahamarinana: ny vizana ampiana sport = en forme be avy teo somary ampiana douche mafàna dia aoka fotsiny...la pêche:-D

ny vevavy misy kibo kely dool fa asio ny abdo le izy amzay tsy modaka mikobakobaka fa na somary ngeza aza fa musclé manja foana eè!:wink:
29. ikaretsaka ( 07/02/2008 03:41)
rehefa kamo hanao abdom hono dia manao be midina...
izany hoe mandeha dia faingana rehefa fidinana ny lalana.. ohatra hoe ilay midina avy any andohalo ka hatrany analakely mahazo an'Ambatovinaky sy ambatonakanga iny
na iny ambondrona.ambohijatovo sy julf iny dia mandeha mafimafy ny cadence rehefa mandeha! fa abdom vita ho azy hono
30. rakapy ( 07/02/2008 04:00)
Lazain-dry zalahy fa tapa-prein eo ko!=))=))=))=))=))
31. fahamarinana ( 07/02/2008 10:29)
:arrow::-D:-D:-D ohatran'ny hitako ny paoziko.ndrekaiky o! Ilay velo koa ange ry ika rehefa tratran'ny crampe eny toa danz be sady iny lalana mankany antsirabe iny ve tsy fidinana sy fiakarana foana ,hatreo ambatofotsy aza mety ho sahirana aho raha tsy hoe mamely bononoka kely aloha dia manohy ndray..:lol:(l)
32. sipagasy ( 09/02/2008 09:43)
tsy hisy intsony ny fiara tapa-prein @ iny lalana ambatovinaky/amparibe iny raha izany fa ho olona mpanao sporo tapaka inn injay reh e!!! hihihihihi:-D:-D:-D
33. tess ( 10/02/2008 14:32)
tapaka elastika na pataloha njay zany ngamba
34. ikaretsaka ( 11/02/2008 01:41)
tsy hitako mihitsy ny hidiran'ny elastika pataloha @ izany ry tess

Fahamarinana.. nga forcena be hoe tonga de antsirabe no vitaina... atomboka tsikelikely ka... sady ny velo amin'izao efa misy vitesse dia ianarana ny mampiasa azy... fa tsy heo tengenana de tengenana fahatany @ izao dia marathone be hatrany antsirabe..
35. rakapy ( 11/02/2008 01:55)
=))=))=))=))=))
36. ikaretsaka ( 11/02/2008 02:40)
maninona rakapy.. raha mbola hihainohaino ialahy lasa za sy ny biskletako dia ao ambohikmandroso mihaona e
37. tess ( 11/02/2008 19:01)
ikaretsaka: hoy i sipagasy hoe:

31. Mpandefa : sipagasy [ Valio ] 09-02-2008 10:43:59
Lohateny : Re : kibo avy miteraka
tsy hisy intsony ny fiara tapa-prein @ iny lalana ambatovinaky/amparibe iny raha izany fa ho olona mpanao sporo tapaka inn injay reh e!!! hihihihihi


de refa tsy tapa-prein izany dia tapaka elastika pataloha: kou mikotrana be loatra knou!:-P
38. ikaretsaka ( 11/02/2008 19:44)
asiana fehikibo re izany ko
39. tess ( 11/02/2008 20:24)
aia koa ro misy oul hiazakazaka manao fehikobo zany iii????:°)
40. ikaretsaka ( 12/02/2008 04:23)
ny bodega izao ohatra!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.009