Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
badboy ( 08/02/2008 14:44)
Ary lasa aiza le "sujet" zafy anpetrak'i tezitra?????
Toa nanjavona??? Fa nisy inona sa nataon'iza inona????:twisted::twisted::twisted:... tohiny
novalian'i Jeankely ny 13/02/2008 13:08
patrick2002 ( 08/02/2008 14:08)
Aloalo
Hono aho mba te hanontany anareo izao inona kay no dikany [b]Aloalo[/b] ,nikaroka t@ internet izao fa tsy nahita mihintsy . Ny fahafantarako azy dia ny foko mahafaly no topon'io vakoka io entina mila... tohiny
novalian'i aloalo ny 28/02/2008 22:58
koloinakely ( 08/02/2008 13:48)
ovaina ny adress mail
miova asa aho, zany hoe hiova ihany koa ny adresse mail. Ka raha misy infos tonga (ohatra hafatra vao²) dia tsy alefa @ bandriam@mis.mg tsony fa andriamanampisoabenja@yahoo.fr . Tena mba important i... tohiny
novalian'i xxx ny 08/02/2008 21:00
xxx ( 08/02/2008 13:43)
nifanena ny musulmana sy ny kristianina e!
:-D:-D:-D http://www.dailymotion.com/video/x4agw1_skech-1_music... tohiny
novalian'i mbaliana ny 13/02/2008 19:55
nira3ia ( 08/02/2008 13:14)
hangataka hira
Salut! Mba mangataka ny tonon'ilay hira malagasy misy hoe: "n'aiza hisy ahy ho tsaroiko foana ianao,ny elanelan-tany tsy hanova ny fitiavako...", ny mpihira azy sy ilay hira :) ihany koa. Misaotra in... tohiny
Aino ( 08/02/2008 12:47)
Joyeux Anniversaire sariaka!!
dia samy ho tratriny ho avy,!! :-*:-*:-*:-*... tohiny
novalian'i bimanoa ny 09/02/2008 06:02
poussyma ( 08/02/2008 11:58)
Vononavoko - Sombinaina
Manahoana, Mba mangataka io tononkira io raha misy. Misaotra mialoha, Poussy... tohiny
tontavao ( 08/02/2008 10:22)
FINALE CAN 2008
Cameroune-Egypte Pronostic: Cameroune 1 ,Egypte 2 ... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 10/02/2008 20:50
Kapistra ( 08/02/2008 09:21)
Sipa kely surprise
Avy zany ny orana tamin'zay e! Izaho nanana elo,dia noelofako 'zany izy e! Dia hoy aho hoe:ity misy télécarte sao ilainao. Taty aoriana 'zany dia nividianako gilasy izy e!dia noentiko nitsangatsa... tohiny
niryna ( 08/02/2008 08:43)
Torohevitra mahasoa ny lehilahy:fanambadiana
Raha resaka fanambadiana no resahina dia samy mitady ny ho tonga lafatra ny rehetra,ny ho tonga lafatra aloha dia mety tsy hisy fa ilay marimaritra iraisana mahatonga ny fitiavana hiroborobo no misy.... tohiny
novalian'i endrika01 ny 17/02/2008 21:46
hery ( 08/02/2008 07:58)
Fivorian'ny handray anjara @ tetikasa Telomiova.org
Raikitra izany ny fivorina @ 16 febroary ao Antananarivo, ka dia tongava maro izay mazoto andray anjara an'i tetikasa Telomiova. Ary afaka mitondra namana izay mazoto hiara hiasa sy tehy halala bebe k... tohiny
niryna ( 08/02/2008 06:56)
Taom-baovao an'ny Sinoa .Tsara ho fantatra.
Mankalaza ny taom-baovao ny Sinoa rehetra eran-tany ny andro 07 /02/08. Andron'ny voalavo amin'ity taona ity Na " Year of rat" http://www.umaine.edu/hudsonmuseum/images/yearoftherat.jpg Maharitr... tohiny
novalian'i niryna ny 10/02/2008 06:42
xxx ( 07/02/2008 20:13)
inona kay le lettre d' engagement le ao @ ambassde
inona kay le lettre d' engagement ao ambassade fa tena tsy azoko mintsy ... tohiny
novalian'i Veloo ny 10/02/2008 23:44
zeni ( 07/02/2008 15:40)
Tononkira
Mba mitady ny tonon'io hiran'ny tarika voninavoko hoe "vonindraozy " angamba . Misy hoe anankiray monja ity voninkazo ity ka iza no omeko azy é... tohiny
nenipita ( 07/02/2008 14:25)
teset negatif bevoka ve
salut nareo ity mba misy fanontaniana kely. Misy namako izay mba mila fananmpiana raha misy afaka mamaly azy. Tara efa ho 12 jours ny regle -ny de nanao test izy t@ zay de positif avy eo lasa le izy... tohiny
novalian'i xxx ny 24/05/2008 22:26
xxx ( 07/02/2008 13:07)
Personne à charge
Manaôna daholo! Mba saika hanontany kely aho azafady izay mba afaka manazava. Izay hoe "personne à charge" izany ve ao anatiny ny vady sa ny isan-janaka fotsiny ihany. Misaotra.... tohiny
novalian'i tess ny 07/02/2008 21:10
prime ( 07/02/2008 11:36)
Inona avy no asan'ny rà?
Hoy ny tenin'ny RAD am-panahy lehibe iray nanambara fa raha tsy nisy rà latsaka tsy tanteraka ny famonjena... nefa izy ihany koa no nanamafy fa ny tenin'Andriamanitra mihitsy no mandrara ny fandatsah... tohiny
novalian'i prime ny 13/02/2008 12:37
rafoko ( 07/02/2008 08:56)
AMBANY Môraly (aia avao ny gasy)
Zavatra tena mahagaga ary hita eo amin'ny fiarahamonina ,ra vao misy iray tafita eo amin'ny Fiainana dia tsy maintsy misy ny manenjika anao.ary ataony mihitsy ze fomba hahalatsaka anao ho ambany... tohiny
novalian'i prime ny 29/02/2008 13:10
neo83 ( 07/02/2008 08:28)
Mpiara-miasa nefa miaraka ...
Salama daholo isika rehetra. Mba saika anontany ny hevitry ny tsirairay aho zafady amin'ny faitanareo an'ilay oe mpiara-miasa nefa miaraka. Miaraka mpisipa na mpifamofo eo no tiako holazaina. Ka me... tohiny
novalian'i xxx ny 15/02/2008 07:00
hery ( 07/02/2008 08:12)
John Rambo
Zah tena tia Rambo hatr@ mbola kely... milay ve le John Rambo vao nivoaka io? Efa antitra ihany i leiry aloha fa asa raha mbola mitana.... tohiny
novalian'i heribe ny 14/04/2008 16:12
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6659