Ary lasa aiza le "sujet" zafy anpetrak'i tezitra?????
1. badboy
(
08/02/2008 14:44)
Toa nanjavona??? Fa nisy inona sa nataon'iza inona????:twisted::twisted::twisted:
novalian'i Jeankely ny 13/02/2008 13:08
3. tezitra
(
08/02/2008 16:23)
SERASERA = TIM = CENSURE
SERASERA ? SARISARY? SORISORY?
seuls les poissons morts suivent le courant
4. hery
(
08/02/2008 16:29)
Ataovy teny gasy dia tsy misy antony hamafana azy :-)
Rehefa mametraka dinika dia aza asiana hirika mety hahafahana mamafa azy mihitsy dia azonareo asiana ny mpitantana amin'izay fotoana izay raha manjavona ilay hevitra.

6. zamanoro
(
08/02/2008 18:51)
ikaretsaka:
izy tsy teny gasy no namafana azy
De ahoana nefa betsaka eto ny olona mandefa hafatra na mamaly tsy amin'ny Tenigasy nefa tsy fafana?
Sa hoe....
Ny ahy koa mantsy izany mba nisy namafa ny valiteniko tary amin'i TDM tary eh
7. volazanao
(
08/02/2008 20:30)
De ahoana nefa betsaka eto ny olona mandefa hafatra na mamaly tsy amin'ny Tenigasy nefa tsy fafana?
Mazava io fa izay tiany atao iany e. Azy kosa moa ny tanana koa. Tonga de fafao any mintsy rangahy ity Dinika ity a
8. badboy
(
08/02/2008 23:35)
F'angaha tsy eto njay zany no sehatra malalaka ahafahan'ireo mahatsapa tsy mahazo milaza ny heviny eny andalambe manaboraka izay sentosentony???:twisted::twisted::twisted:
10. badboy
(
12/02/2008 19:00)
F'i jeankely irery anga no tompon'ny sentosento mitobona sy mety? Aoka nama, tsy ny miteniteny foana sy ny mirediredy marina no mahafaty!:twisted::twisted::twisted:
11. Jeankely
(
13/02/2008 09:18)
Tsy misy misento aminao eo=))=))=)). Fandrosoana tsy sentosento fa fiafiana ary asa mafy. Izay no fantantro
12. badboy
(
13/02/2008 09:53)
Miafy hono zany mba handroso, nefa ny tanjon'ny kil hoe sady mandroso no mihamiadana!! Hita mitsy oe le toetsain'ny colons fahiny sy taranaky ry mpampanao asa anterivozina!! "allez les ptis gasy, travailler dur et souffrez en silence, vous serez heureux en travaillant et en fermant vos gueulle"!!^:^^:^
Tsssssssssss!! ndana miafy rery any ry jean ah!!!! Ny anay miala @ fiafina efa niainan'ny razambe sy izay mbola tohizan'ny taranaka amandimby @zao no tanjona!!
:twisted::twisted::twisted::twisted:

13. rongisa
(
13/02/2008 12:04)
ny hiara hihafy, lazain'ny Jeankely anie ho tanty ihany, raha ny sasany koa miara-mihafy e!
FA RAHA LAZAIANa IANAO HOE: -hihafy hoy ratsiraka, nefa rehefa mafy ny ady, izy mandositra sy migalabona any France
-hihafy hoy Ravalo, nefa ny volampanjakana, namidy Air force one
-hihafy,hoy Ravalo dia tsy homena 4x4 intsony ny deputé, avy omena indray!
-hihafy nefa ny mangalatra 12 miliara, tsy torian'ny fanjakana akory,
-ny nanodikodina vola tao @ Mairie n'antananarivo, de nividy ferrari, sy maseratti, tsy hitan'ny Bianco akory, de tena Ompa anabavy atao @ vahoaka izany
-Ny teny Frantsay indray, tsy hitako ny olana Ra-hery a! raha misy ny sasany miteny anglisy, toa an'i LD, sy Ikaretsaka, nefa tsy voafafa, ary Politika ity, ny fonds no jerevo fa tsy ny Forme e!
Raha miteny ratsy indray iny hafa...

14. Jeankely
(
13/02/2008 13:08)
Io mazavabe io ny tenin'ny manampahaizana ary haveriko:
"Tsssssssssss!! ndana miafy rery any ry jean ah!!!! Ny anay miala @ fiafina efa niainan'ny razambe sy izay mbola tohizan'ny taranaka amandimby @zao no tanjona!!"
Izay lazainareo dia anareo ny anareo. Ny anay tsy miova fa miasa izahay vao mihinana. Tsy mangataka ary finaritra mihinana ny hatsembohanay mihintsy izahay. Amporisio ao izay afaka ahazo sy higalabona mora izany fa tsy hainay io. Na hangalatra ny mpitondra tsy izany mihintsy no modely aminay. Fa mijoroa ary omeo ny vahaolana raha mahavita fa tonga ny mamba noana.