Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i neo83, milahatra araka ny daty
neo83
(
25/11/2010 20:09)
Karaoke Malagasy
Arahaba soa, arahaba tsara
Mety diso topic zah manoratra ilay lohahevitra ato amin'ny Informatika, fa zany oe very fanahy mbola velona fa nitotototo atsimo sy avaratra dia manontany kely :
Sao misy ...
tohiny
novalian'i joax20 ny 25/01/2011 06:44
neo83
(
25/10/2010 14:49)
RDRAM
Arahaba soa arahaba tsara,
azafady indrindra,
Sao mba misy mahita na mivarotra barette memoire RDRam kay ianareo azafady ? izay Mo misy tsy maninona fa tena tsy mety mahita mihitsy zah, le misy broc...
tohiny
neo83
(
15/10/2010 09:12)
Finday sokafana aviamin'ny Ordinateur - Via Bluetooth
Arahaba soa arahaba tsara,
Azafady,
Efa nitady tamin'ny net iany zah fa tsy nety nahita atrizao, sao dia mba misy mahalala logiciel, na ny fomba fanokafana (fi-explorer-na) izay ao anaty telephone p...
tohiny
novalian'i neo83 ny 25/11/2010 20:11
neo83
(
29/06/2010 08:16)
keyword
Arahaba ho an'ny androany ndray,
Azafady ndray re, mba mila fanampiana. Rehefa mampiditra le keyword (html) ao anaty page moa, dia elanelanina amin'ny "-" ve sa "," sa ";" no fanao azy ? asina elanel...
tohiny
novalian'i neo83 ny 30/06/2010 10:51
neo83
(
22/06/2010 12:22)
RSS
Arahaba avokoa,
Mba mangataka fanampim-panazavana re azafady, inona kay no dikan'ilay Flux RSS amin'ny site ireny ? oe tokony atao anaty site foana ve ireny ny tokony ho izy ? lavitra be ve ny lalana...
tohiny
novalian'i neo83 ny 24/06/2010 15:00
neo83
(
18/06/2010 06:12)
Message Box - Application JavaScript
Salama avokoa,
Sao dia misy mahita hevitra kay azafady, nanamboatra site html izaho izany, dia nasina ilay [i]message box - A propos[/i] ireny any amin'ny farany. Dia refa clikena ilay bouton a propo...
tohiny
novalian'i neo83 ny 18/06/2010 07:53
neo83
(
19/04/2010 14:01)
in' moa le hiran' Lola iny
Salut dia arahaba,
sao dia misy mahalala ilay hiran'i Lola le manenjika le vevavy eraky ny tanàna iny kay nareo ? le misy oe "Ela ny nahitako viavy fa tsy nahita agny aho .... iny ee !.." iny. le ...
tohiny
novalian'i Belle ny 21/05/2010 11:42
neo83
(
16/04/2010 08:03)
Barette RAM
Salama avokoa,
Ahoana kay no amantarana raha misy olana ny barette RAM ? fa miredemar' tampoka amin'ny tsy ahoana izany i pc ato dia mandagin' be
Merchi...
tohiny
novalian'i nilex ny 16/04/2010 11:11
neo83
(
13/04/2010 06:57)
Carte sd tsy hitan'ny pc
Salama avokoa,
mba ampio evitra azafady izay mahalala :
noformatena ny pc-nay, mahita usb ilay port, fa rehefa carte no atao (sd sns) d tsmaita mihitsy fa le oe "peripherique inconnu" no mivoaka...
tohiny
novalian'i nilex ny 16/04/2010 11:16
neo83
(
18/08/2008 07:17)
Tsy mety tafiditra karajia
Salama daoul ô !
Nanomboka omaly atramin'ny androany oa za tsmety tafiditra ao amin'ny karajia tsony e, tsiaiko ze antony, kanefa machine 6 no ato, d za irery no mi-connect karajia eo, fa tsmety t...
tohiny
novalian'i neo83 ny 06/10/2008 20:58
neo83
(
11/08/2008 10:26)
iza ry ô
Teraka telo le ramatoa, ny iray no zokiny indrindra, d ny iray no zandriny indrindra. iza ary le faha-2 ze maalala....
tohiny
novalian'i ni81 ny 11/08/2008 13:56
neo83
(
19/02/2008 15:43)
Tsymety tafiditra karajia fa misy oul ratsy fanahy mi-bloque
Salama daolo ô !
Sao d misy maita lalana hafa kay idirana amlé karajia fa isaky ny miditra ao zay d bloken'ny admin ny karajia d zao no misoratra eo avieo : "*** Disconnected from IRC (type /reco...
tohiny
novalian'i neo83 ny 20/02/2008 13:42
neo83
(
11/02/2008 15:36)
Ny habetsaky ny mpikambana
Salama daholo.
Tsy aiko oa raha toa ka diso ny fijeriko fa tamin'izaho vao niditra tato dia betsaka lavitra mihoatra noho ny isan'ny mpikambana lehilahy ny mpikambana vehivavy, fa zao le izy toa ke...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 12/02/2008 04:16
neo83
(
07/02/2008 08:28)
Mpiara-miasa nefa miaraka ...
Salama daholo isika rehetra.
Mba saika anontany ny hevitry ny tsirairay aho zafady amin'ny faitanareo an'ilay oe mpiara-miasa nefa miaraka. Miaraka mpisipa na mpifamofo eo no tiako holazaina. Ka me...
tohiny
novalian'i xxx ny 15/02/2008 07:00
