Message Box - Application JavaScript

1. neo83 ( 18/06/2010 06:12)
Salama avokoa,

Sao dia misy mahita hevitra kay azafady, nanamboatra site html izaho izany, dia nasina ilay message box - A propos ireny any amin'ny farany. Dia refa clikena ilay bouton a propos, d misokatra tsara, fa ny olana dia misy soratra oe Application Javascript eo amle barre de titre anle izy, ka tsy hitako (ary tsy haiko re) ny fanovana an'iny na ny fanalana azy, sao dia misy mahay kay azafady indrindra ? misaotra betsaka
novalian'i neo83 ny 18/06/2010 07:53
2. hery ( 18/06/2010 06:59)
Ny contenu-n'ilay message box ve fichier html hafa? Raha izay dia ny title-n'ilay fichier html no omena anarana.

Sinon omeo hoe hojerena ilay izy? Mila jerena amin'ilay script mantsy hoe aiza no mi-definir ny windows title.
3. neo83 ( 18/06/2010 07:40)
Bonjour hery,


function about()
{
window.alert('On vous remercie de votre visite \n Webmaster : zah \n \n \n Copyright © 2010')
}


Io ilay izy d mipotra foana ilay hoe "application javascript" :s, sao d mba ain'i hery kay azafady
novalian'i neo83 ny 18/06/2010 07:21
4. neo83 ( 18/06/2010 07:28)
klou averna fa otran' tsy mety izy izany :

[html>
head>
script>
function about()
{
window.alert('On vous remercie de votre visite \n Webmaster : zah \n \n \n Copyright © 2010')
}
/script>
/head>
body>
input type="button" style="position:absolute;top:170px;left:850px;" width="200" border="0" name="bouton3" value="A propos" onClick="about();">
/body>
/html>]

(nesorina aby ry "
5. neo83 ( 18/06/2010 07:43)
mety v le code teo kay sa tsy ampy, ilay lasa any ireo ?
6. hery ( 18/06/2010 07:46)
Raha window.alert no ampiasainao dia tsy misy fika ka. Tsy miova ny title-bar fa arakaraky ny browser. Zah zao mampiasa firefox dia hafa ny soratra eo.

Misy fomba hafa azo ampiasaina mampiasa jquery http://jquery.com
Jereo ange ireto ohatra vitsivitsy ireto e

http://jqueryui.com/demos/dialog/#modal
http://dev.iceburg.net/jquery/jqModal/#examples
http://www.ericmmartin.com/projects/simplemodal-demos/
http://jquery.malsup.com/block/#demos
7. hery ( 18/06/2010 07:46)
entre pà

ny fampiasana code eto dia atao ao anatin'ny
[code][/code]
8. neo83 ( 18/06/2010 07:53)


entre pà

ny fampiasana code eto dia atao ao anatin'ny
[code][/code]


:) Merci hery, zah efa saika anao le izy par litera mits teo lool, misaotra tamle toroevitra tam code teo fa tena ilaina, eo fa mizaha izay ao amin'ireo lien hafa ireo zah jerijerena izay mety apetipety ny fivoakany farany eo aza

Misaotra betsaka

Vive serasera houraaa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1686