Karaoke Malagasy

1. neo83 ( 25/11/2010 20:09)
Arahaba soa, arahaba tsara

Mety diso topic zah manoratra ilay lohahevitra ato amin'ny Informatika, fa zany oe very fanahy mbola velona fa nitotototo atsimo sy avaratra dia manontany kely :

Sao misy mahalala site, na fanamboarana karaoke amin'ny hira gasy kay azafady ? nijerijery tamin'ny site hafa zah fa otran' tsy mety mahita fa ngamba tampona va re ny masoko sa tsy misy mihitsy izy

Nefa tsara be zao raha misy karaoke gasy otran'ny tononkira koa amin'ilay forum e :d (sao d efa misy fa mbola tampona koa ny masoko dia tsy nahita tsara :d)

bôztou aby
répondu par joax20 le 25/01/2011 06:44
2. joax20 ( 25/01/2011 06:44)
Téléchargeo karafun
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2343