RDRAM

1. neo83 ( 25/10/2010 14:49)
Arahaba soa arahaba tsara,

azafady indrindra,

Sao mba misy mahita na mivarotra barette memoire RDRam kay ianareo azafady ? izay Mo misy tsy maninona fa tena tsy mety mahita mihitsy zah, le misy broche 2 kely ireny eo apovoany mihitsy.

Misaotra betsaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4037