Tsymety tafiditra karajia fa misy oul ratsy fanahy mi-bloque
1. neo83
(
19/02/2008 15:43)
Salama daolo ô !
Sao d misy maita lalana hafa kay idirana amlé karajia fa isaky ny miditra ao zay d bloken'ny admin ny karajia d zao no misoratra eo avieo : "*** Disconnected from IRC (type /reconnect to connect again)". d androany tontolo zao zay tsy nisy tafiditra tao miitsy.
Misaotra tompoko.

novalian'i neo83 ny 20/02/2008 13:42
2. hery
(
19/02/2008 16:08)
Inona ny message talohan'io?
Mety be loatra ianareo no miaraka mi-chat (Cybercafe ohatra) dia heverin'ny reseau hoe clones.
Andramo hoe ity
http://astero4.epiknet.org/?canal=serasera

3. ravatorano
(
20/02/2008 06:06)
raha vaon miotra ny roa amin'ireny connex irc tsyb mampiasa script ireny dia avy d tsy tafiditra ny fahatelo arak'io voalazan'i hery etsy ambony io
5. neo83
(
20/02/2008 13:42)
Ary raha toa ka zao ndray no misoratra avieo :
""Vous avez été déconnecté(e) ! has been banned from EpiKnet (Session limit exceeded))"".