Finday sokafana aviamin'ny Ordinateur - Via Bluetooth

1. neo83 ( 15/10/2010 09:12)
Arahaba soa arahaba tsara,

Azafady,

Efa nitady tamin'ny net iany zah fa tsy nety nahita atrizao, sao dia mba misy mahalala logiciel, na ny fomba fanokafana (fi-explorer-na) izay ao anaty telephone portable aviamin'ny ordinateur via bluetooth kay azafady ? Atao otran'le amin'ny samy telephone mifapijery FTP ireny dia le afaka miditra mijery ny ao anaty carten'ny ankiray anilany.

Sao mba misy mahalala na mahita hevitra kay azafady ?
novalian'i neo83 ny 25/11/2010 20:11
2. nilex ( 22/10/2010 10:27)
Mety tsara mihintsy fa mila misy bluetooth koa ilay ordi portable na asiana bluetooth USB raha sendra tsy misy toy izay koa ny UC be ireny.Rehefa mifankahita ireo dia tokony ho mety.
3. neo83 ( 25/10/2010 14:51)
Misaotra betsaka namaly,

ny olana kely amiko, samy misy bluetooth ny telephone sy ilay uc, ka tiako ny anokatra (explorer-na avieo amin'ny ordinateur) izay zavatra ao anatin'ilay telephone (otran'ny ilay afaka atao amin'ny samy telephone portable misy bluetooth ireny)
4. neo83 ( 25/11/2010 20:11)
BlueSoleil no itako nety tamin'ilay fangatahako ambonimbony io kay, voasokatra tsara daholo aloha izay tao anatin'ilay telephone e (ao amin'ny carte) fa ny ankoatrany (ohatra oe repertoire sns) tsy nety, moa ilay allo koa foza sinoa :s
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1539