keyword

1. neo83 ( 29/06/2010 08:16)
Arahaba ho an'ny androany ndray,

Azafady ndray re, mba mila fanampiana. Rehefa mampiditra le keyword (html) ao anaty page moa, dia elanelanina amin'ny "-" ve sa "," sa ";" no fanao azy ? asina elanelana ve (espace) sa tonga dia oanina manta b amzao fotsiny ?

Merci bôcou
répondu par neo83 le 30/06/2010 10:51
2. hery ( 30/06/2010 09:44)
Ny ankamaroan'ny valinteny amin'itony internet itony dia azo rehefa mijery ny ataon'ny olona :-)

Ohatra ny resaka keywords dia azonao jerena ny ataon'ny olona. Ny atao eto amin'ity site forum ity fotsiny ohatra, jereo ny source (Ctrl+U raha firefox) dia hitanao hoe
<meta name="keywords" content="serasera, dinika, forum, resaka, politika, fiaraha-monina"
répondu par hery le 30/06/2010 09:41
3. neo83 ( 30/06/2010 10:51)
Misaotra betsaka hery a,

tsy aiko oe taiza moa izany ny masoko no tena nitady (fa refa misy manoro tsin' le izy d oe mora hono oe :p, misaotra mille merci ho an'i vous :d)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1633