Tsy mety tafiditra karajia

1. neo83 ( 18/08/2008 07:17)
Salama daoul ô !

Nanomboka omaly atramin'ny androany oa za tsmety tafiditra ao amin'ny karajia tsony e, tsiaiko ze antony, kanefa machine 6 no ato, d za irery no mi-connect karajia eo, fa tsmety tafiditra miitsy, zao no soratra eo : "Could not connect: Permission denied", misolo machine za fa io foana no misoratra, sao d mba misy maalala ny antony kay zafady.

Merci.
novalian'i neo83 ny 06/10/2008 20:58
2. ari.malala ( 18/08/2008 09:10)
salut neo83, sode mba bloké ny karajia ao amnao? za koutratranizany teo alou teo mantsy.
3. neo83 ( 18/08/2008 09:13)
tsy azoko tsara oe bloké aona kay, oe iza no mi-bloké azy. sao d zay tsin'
4. hery ( 18/08/2008 11:31)
Raha hoe permission denied dia bloker-n'ny Administrateur de Réseau ao aminareo izany ny fampiasana chat.
Angamba heveriny hoe mi-chat be loatra enao dia notapenany.

Tsy olana avy aty amin'ny karajia izany io fa olana avy ao ampiasana.

Hery
5. neo83 ( 18/08/2008 12:00)
Ka tsisy administrateur de reseau zany anie ato aminay e, cyber le izy, d eto amlé serveur za no mi-connect karajia, tsisy n'in'in nokitihako nefa tao oe mety tsy mampande azy. Tsy saturé ny reseau aty amnay, d za irery no oul ni-connect karajia tamza le nanandrana, ny debit nefa 512mb/s amzany.
6. neo83 ( 06/10/2008 20:58)
msaotra betsaka ho an'ze nanoro hevitra teo ambony ireo, d ze tratra ndraiandro any d script apesaina fa tafiditra foana raha tswe nga tapaka miitsy ny connexion. sssssssssssioooooora.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2999