sao dia misy mahalala ilay hiran'i Lola le manenjika le vevavy eraky ny tanàna iny kay nareo ? le misy oe "Ela ny nahitako viavy fa tsy nahita agny aho .... iny ee !.." iny. le eo anjaridainanle sipa lery no misantimaka b miorakoraka mihira aveo d le viavy le menamenatra ao atrano mresaka amin'ny neniny hono ngamba iny d nivoaka ny farany. Tsy mety aiko le titre re olona nefa nitady le izy tao amin'ny youtube iany zah fa ts'naita e. Merci bôcou ze manana ny valiny azafady.