teset negatif bevoka ve
1. nenipita
(
07/02/2008 14:25)
salut nareo ity mba misy fanontaniana kely. Misy namako izay mba mila fananmpiana raha misy afaka mamaly azy.
Tara efa ho 12 jours ny regle -ny de nanao test izy t@ zay de positif avy eo lasa le izy fa voan'ny tazo izy de niala. efa t@ fin decembre le izy no niala.Voatery tsy maintsy natao curetage izy fa tsy maintsy diovina hono ny any anaty hoy ilay Dr. vao vita le curetage de nandeha teo @ 4 jour teo le saignement otran'ireny regle normal ireny foana. nefa ny mahagaga sy mahatalanjona azy de mbola tsy niverina foana hono le regle -ny h@ izao. Efa nanao test pipi nefa izy de negatif foana hono. Sady faly sahirana izy no manontany hoe ahoana izany? sao mba misy afaka mamaly eto izany fa tsy hitako izay havaly azy. Nasaiko namerina nanao test izy ka mbola negatif ihany hono ny valiny
Misaotra

novalian'i xxx ny 24/05/2008 22:26
2. xxx
(
07/02/2008 15:00)
Raha vao behovoka ny olona dia mijanona ny ovulation.
Rehefa misy fausse couche + curetage dia indraindray tsy miverina avy hatrany ny règle ka mety izay no manjo azy.
Mila manontany dokotera koa sao dia mbola tsy tokony ho enceinte indray izy mba tsy ho afaka fanindroany.

3. ikaretsaka
(
07/02/2008 17:55)
manontania doko fa hafahafa izany sao mbola misy tsy milamina ao..
resaka reumatoplogy
resaka reumatoplogy
4. mitia04
(
08/02/2008 05:03)
ikaretsaka:
manontania doko fa hafahafa izany sao mbola misy tsy milamina ao..
resaka reumatoplogy
tena marina zany, asaivo mandé any am dokotera izy fa ra eto angé d samy ilaza zé tiny tenenina ny oul e, ndàna any am dokotera ka!
5. nenipita
(
08/02/2008 05:25)
misaotra anareo namaly, ie marina izany fa efa noteneniko ihany anie izy hoe ndana mankany @ dr e; Fa tsy haiko na efa tany izy fa mbola tsy nahita azy za hatry ny omaly ka asa na nanao ahoana izy zay
Misaotra e
Misaotra e
6. ikaretsaka
(
08/02/2008 13:25)
tandremo io dokotera tena io fa gravy io.. mihinankinampoana sy manandrana nytsy fanandrana...
7. nenipita
(
09/02/2008 10:08)
niantso ahy an-tel ilay namako t@ maraina de nilaza fa tonga ihany hono kalabozy fa angamba nisy retard fotsiny , mbola vao androany asabotsy aprem hono izy no nanao programme fa ho any @ le dr de hazy tonga ihany izy.
Misaotra betsaka anareo namana nanoro hevitra tsy namela azy ho irery.
misaotra betsaka o
Misaotra betsaka anareo namana nanoro hevitra tsy namela azy ho irery.
misaotra betsaka o
8. xxx
(
13/02/2008 13:26)
Eny tsara refa resolu le probleme fa ny mahagaga a de hoe inona no atahorany ra positif le test nga nanaonao fotsiny nefa tsy mivady akory
aok'izay ny firaisana mialoha ny fanambadiana raha te-hajain'ny lehilahy rehefa ao anaty tokatrano
aok'izay ny firaisana mialoha ny fanambadiana raha te-hajain'ny lehilahy rehefa ao anaty tokatrano
9. endrika01
(
16/02/2008 17:15)
xxx>ka mazana anié ny lhl mintsy no tsy maharitra é,hitany foana ny fomba ahazahoany an\'io tonga am lay fitenenana manao we\"ny lavaka tsy hita no maha manina\"
10. ikaretsaka
(
16/02/2008 18:38)
samy tsy naharitra kosa matoa niara nanao e.. ny iray nitady de ny 1 nanome
13. ikaretsaka
(
17/02/2008 13:32)
ohatran'ny entana halatra ihany sy ny mpanao traffic ihany io..
rehefa samy tratra de na ny mpividy na ny mpanjifa dia mihinana aby
rehefa samy tratra de na ny mpividy na ny mpanjifa dia mihinana aby
15. fafamimi
(
23/04/2008 12:57)
amin'ny manaraka dia prise de sang atao fiable 100pour100 sady tsy mila ordonnance fa tonga dia manantona labo fa ilay @ pipi mamitaka foana
16. xxx
(
24/05/2008 22:26)
miandrasa manambady ianao ry xxx vao manao fa raha amin'izao fotoana izao ny olona efa manao ny ankamaroany alohan'ny manambady an !! eo ianao vao ahita fa vao tapitra ny maha virijiny ny vadinao de lasa izy mihodina manandrana ity lehilahy itany ity satria na ianao aza tsy nahay akory satria sambany vôoo, nataonao marary be izy, ka ny hafa no nahitany tsirony !! de hajao tsara hatramin'ny farany eo izy satria virijiny no nalainao vady fa tsy ho fantatrao mandrakizay koa fa efa nanandrana maro be koa izy e !!de miady ny baolina !!!