Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
niryna
(
11/02/2008 18:15)
Rahoviana no hikombona ny vava?
Ny teny alokan'ny vavantsika dia mety manome fandratra,fahakivina,fahatezerana,fahasorenana ny olona sy ny manodidina antsika na manome fahasoavana, fampaherezana, fahazotoam-po ho antsika sy ny mano...
tohiny
novalian'i yonikafopl ny 04/03/2008 21:55
neo83
(
11/02/2008 15:36)
Ny habetsaky ny mpikambana
Salama daholo.
Tsy aiko oa raha toa ka diso ny fijeriko fa tamin'izaho vao niditra tato dia betsaka lavitra mihoatra noho ny isan'ny mpikambana lehilahy ny mpikambana vehivavy, fa zao le izy toa ke...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 12/02/2008 04:16
zamanoro
(
11/02/2008 15:15)
HO AN'IZAY TSY MANANA ATAO
TSY MANANA ATAO IANAO?
Tsotra. Andao hanaraka anay hanao TDM amin'ny taona 2009. Maharitra 3 volana ny dia ary + 5000 euro no sarany
NY LALANA ALEHA?
Miainga eto Paris dia miverina eto Paris
TSY M...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 27/02/2008 08:28
xxx
(
11/02/2008 14:01)
aiza kay no alaina ny attestation de change @ banque sa @
aiza kay no alaina ny attestation de change @ agence sa @ banque...
tohiny
novalian'i Kwasi ny 14/02/2008 15:11
maditra
(
11/02/2008 12:18)
Imaginons ensemble un avenir meilleur
Nahavariana ahy be io loha hevitra amin'ny Madagascar tribune io. Vakio fa mahafinaritra tokoa.
Amin'izao taona arivo fahatelo izao dia tokony fomba fisainana hafa no entintsika mivoy ny raharaha pol...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 19/02/2008 10:11
mmmhh
(
11/02/2008 08:59)
\"Song\" tsy mety kosa ny passe ny e!
Ahoana ny fahitanareo ny nataon\'i Song reny, baolina efa teny aminy de maninona zao rah navoaka touche tany?!!! nefa le goal-ndry zalahy efa mba nanao mafy an, tena mahavoa le goal e!
Atao ahoana m...
tohiny
novalian'i suzuki ny 15/02/2008 06:29
niryna
(
11/02/2008 07:35)
Te hiova va hianao?Arotsay ny harato any @ rano lalina.
Nifofo be ny rivotra teny an-dranomasina ka tonga ny mpiantso ilay mpitondra sambo mba hanova ny lalany.Tsy nety niova izy fa dia ny sitrapony ihany no nataony.Niantso ny lehiben'ilay ta-tsambo ary na...
tohiny
novalian'i niryna ny 12/02/2008 07:07
aeiyo
(
11/02/2008 06:43)
resaka Antichrist
..hono ho ah ry zareo, mba misy aminareo mpitsidika ato ve no mba mahafantatra an'izany antichrist:evil: izany,tO efa misy eto hono izy io D nanao fitadiavana teny @tranonkala teny zA D variana fa D m...
tohiny
novalian'i niryna ny 15/02/2008 07:52
rastafarai
(
11/02/2008 04:23)
Zakanareo ve!?
Ny fitiavana dia mitsiry manomboka eo @ fatanoran'ny olona,any am-pianarana izany ra ny tokony ho izy,tsika tsirairay avy angamba samy mba nanana ny olona tiany sy niriany,tao ny afaka niaraka ary niv...
tohiny
novalian'i rastafarai ny 26/02/2008 04:49
LazaDaddy
(
10/02/2008 22:17)
Ny Baiboly
Iza aminareo mpiteny fa "tsy ampy ny Baiboly" no sahy milaza fa mahafehy an'io Baiboly io hatramin'ny voalohany ka hatramin'ny farany?
Karazan'ny "mirediredy" mantsy ianareo raha miteny fa "tsy amp...
tohiny
novalian'i rakaroka ny 20/02/2008 13:01
challenge
(
10/02/2008 20:53)
MANGATAKA TONON-KIRA
Sao mba misy manana ianareo tonon-kiran'i Bessa ilay hoe "Ny hazazako"?
Misaotra mialoha e....
tohiny
novalian'i antigone ny 10/02/2008 22:10
LazaDaddy
(
10/02/2008 20:37)
inona ny mampazoto anao kokoa?
Inona ny mampazoto anao kokoa, ka tsy mila "ampahatsiahivina" ianao manao azy ary anokananao fotoana manokana bebe kokoa satria tianao ilay izy?
- Mianatra ny Tenin'Andriamanitra?
- Miara-mivavaka...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/02/2008 23:48
razaordira
(
10/02/2008 20:07)
tafiditra forum nefa tsy tafiditra Blog
Tompoko,8O
Misaotra anao indrindra aho ry A/toa (na R/toa) [i]Admin[/i] tamin' ny fisoratako anarana ho anisan' ny Namana Serasera.
Afaka niditra soa aman-tsara tao amin' ny [i]compte[/i] tokoa rehe...
tohiny
novalian'i Kapistra ny 14/02/2008 14:43
tess
(
10/02/2008 18:28)
maloiloy, te handoha, beurkkkkk....!
Sao mba misy olona hoatra ahy ...
tsy ahoan-tsy ahoana eo dia maloiloy te handoha ho azy.....tsy hay hoe inona no mankaloiloy.....tonga tampoka izany ilay izy....
raha misy olona efa tratran'io mate...
tohiny
novalian'i bida ny 14/04/2008 19:01
pissoa
(
10/02/2008 18:03)
vary mangatsika
hono hoa :-D:-D:-D
refa mba mahandro vary za dia tonga dia betsaka no andrahoiko (koa za kamo hahandro isan-andro koa, hi hi) ! dia ataoko ao amin'ny congelateur ny ambiny, alaiko fotsiny refa te h...
tohiny
novalian'i niryna ny 17/02/2008 07:14
ratonga
(
10/02/2008 13:40)
gidro gasy Espèce en danger
http://prixreportage-drupal.web3.rue89.com/reportage/espece-en-danger-le-maki-aux-yeux-turquoise...
tohiny
novalian'i kiadi ny 18/02/2008 16:30
xxx
(
10/02/2008 11:12)
dessin animé gasy
Jereo anie ity[url=http://www.youtube.com/watch?v=DEUxWEhEwmA]dessin animé gasy[/url]ity e !
Mahafinaritra....
tohiny
novalian'i heribe ny 14/04/2008 15:52
xxx
(
10/02/2008 08:43)
tononkira misy raha mahafalifaly
Manaona dôly zareo! mba mila an'le tononkiran'le hira iny za . Tsy aiko ny titre sy ny mpihira fa otraotran'zao le izy:
Misy raha mahafalifaly akia
nanomezako drala be androky
... dia tsy haiko t...
tohiny
novalian'i cutie ny 11/02/2008 13:41
lo
(
10/02/2008 05:23)
fambolen-kazo namana dago 2008 : mankasitraka e
nahafinaritra...
fampianarana kely aloha mba hahavanona ireo hazo hovolena
[img]http://img502.imageshack.us/img502/4567/formationlf2.jpg[/img]
dia avy eo nianika an'i lovohitra :
[img]http:/...
tohiny
novalian'i Darlin ny 14/03/2008 20:01
rakapy
(
10/02/2008 02:50)
Mba mahatsikaiky ity teny Gasy ity indraindray !
Izaho ve no tsy mahay teny Gasy sa? Raha vao nanokatra ny site serasera aho anio dia nahita filazana iray mikasika ny fiangona gasy ao Paris. Hoy ilay filazana hoe:
"FJKM" FIANGONAN'I JESOSY KRISTY E...
tohiny
novalian'i lizabeth ny 10/02/2008 22:49
