tafiditra forum nefa tsy tafiditra Blog

1. razaordira ( 10/02/2008 20:07)
Tompoko,8O
Misaotra anao indrindra aho ry A/toa (na R/toa) Admin tamin' ny fisoratako anarana ho anisan' ny Namana Serasera.
Afaka niditra soa aman-tsara tao amin' ny compte tokoa rehefa mampiditra an' ilay mot de passe nomenao.
Saingy ny olana dia rehefa hiditra Blog, dia tsy tafiditra mihitsy.Blog vao namboarina moa izy io, ka mbola essai fotsiny ny contenu nampidirina tao.
Ity izy tsy tafidirana mihitsy no antony mahatonga ahy manoratra aminao.
Misaotra mialoha indrindra Tompoko amin' ny famahana ny olana.
répondu par Kapistra le 14/02/2008 14:43
2. tess ( 10/02/2008 20:27)
sao dia tokony ho vidéna ny zaordira:?::^)

laingako izany fa hanoraty manokana i hery .....
3. razaordira ( 11/02/2008 08:19)
tess:

sao dia tokony ho vidéna ny zaordira:?::^)

laingako izany fa hanoraty manokana i hery .....


:lol: mila videna kely tokoa angamba izy ity ry Tess. :°) (Aleo mihitsy hanoratako manokana ingahy tompon'Andraikitra isany)
4. tess ( 11/02/2008 13:15)
video sao lasa ary am rubirk fako eo ity dinaka ataonao ity:-D:-D:-D
5. Kapistra ( 12/02/2008 08:48)
:-D:-D:-D Enjana koa 'zany anarana 'zany ry Tess a!
razaoridira=fakofakon'inona moa
Nefa mino aho fa ol mihaja ihany razaoridira ;fa mba anarana fotsiny io.
6. razaordira ( 14/02/2008 13:06)
Kapistra:

:-D:-D:-D Enjana koa 'zany anarana 'zany ry Tess a!
razaoridira=fakofakon'inona moa
Nefa mino aho fa ol mihaja ihany razaoridira ;fa mba anarana fotsiny io.



Misaotra an' i Kapistra tamin' ireo commentaires fa tena izao tokoa no antsoina hoe remarques tsy constructives. :-D Asa re.
Hatramin'izao aloha dia tsy mbola nisy nahavaly ilay fanontanian-dRazaordira :^)
7. xxx ( 14/02/2008 13:23)
Tsy tafiditra blaogy ahoana ary i razaordira ? http://razaordira.blaogy.com/

Tamin'ny fomba ahoana no nampisy an'io sary io raha tsy tafiditra i razaordira ?

Andramo aloha : fafana ny mots de passe enregistrés ao anatin'ny navigateur-nao (sy ny caches sy ny cookies), dia miverena miditra
8. Kapistra ( 14/02/2008 14:43)
razaoridira>Remarque tsotra fotsiny ny ahy ka;
Ny firesakao mantsy toa matotra be fa tsy arak'ilay anarana araka ny fiheverako azy; ka izay no nanaitra ahy.
Miala tsiny indrindra .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2097