\"Song\" tsy mety kosa ny passe ny e!

1. mmmhh ( 11/02/2008 08:59)
Ahoana ny fahitanareo ny nataon\'i Song reny, baolina efa teny aminy de maninona zao rah navoaka touche tany?!!! nefa le goal-ndry zalahy efa mba nanao mafy an, tena mahavoa le goal e!
Atao ahoana moa, lalao iny, fa nampalahelo ny cameroun @ adalàny. Ohatran\'ny tsy professionnel milalao baolina i Song.
Zà naka Egypt fa na izany aza tsy tiako ny nataon\'i Song , tsy tokony ho t@ iny mintsy ny 1er but n\'ny egypt.
Ahoana ny hevitrareo!!!
novalian'i suzuki ny 15/02/2008 06:29
2. ronaldo09 ( 11/02/2008 12:30)
Za koa aloha naka Egypt ary tena tsy tia Cameroun fa tena nanao hadisoana i Song ,i Ledala ange mihevitra fa mbola matanjaka nefa mba tokony heretreretina ihany hoe efa nahazo taona ihany leiry !!I Zidan anefa efa mianjera fa mbola tazomin'iledala ihany ny baolina!!!Fa na izany aza mendrika an'i Egypt iny fandresena iny ary arahabaina ry Zaky sy ny namany !!!
3. lionceau ( 11/02/2008 13:28)
tena marina mitsy zany eh!za naka egypte fa sorena za tamin\'ilay occasion de but egyptienne za zany mba tena te ahita but tsara no iny, i song anie manadino fa lery efa antitra raha oharina amin\'i zidan eh! bandy kely mbola tsy ampy 20 ans akory! raha miara mianjera ary ry zareo de tsy ho isong mitsy no ho tafatsangana aloha eh! reny le oe mi-sous...atao aôna eh! bonne chance les egyptiens
4. suzuki ( 15/02/2008 06:29)
zay zany le hoe antitra vo be ntanora an!!!, egipta ne nbrezilianina aty afrika e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4547