HO AN'IZAY TSY MANANA ATAO
1. zamanoro
(
11/02/2008 15:15)
TSY MANANA ATAO IANAO?
Tsotra. Andao hanaraka anay hanao TDM amin'ny taona 2009. Maharitra 3 volana ny dia ary + 5000 euro no sarany
NY LALANA ALEHA?
Miainga eto Paris dia miverina eto Paris
TSY MANAM-BOLA IANAO?
Tsy maninona, afaka mandeha an-tongotra isika, dia ahena ny lalana
MIASA IANAO KA TSY AFAKA?
Tsy sarotra, miala amin'ny asanao, dia mitady indray rehefa tafaverina
FANAMARIHANA
TSY ILAINA MANORATSORATRA NA MAMALY ETO NY OLONA MIASA, FA IZAHAY TSY HANDANY ANDRO HIJERY SY HAMALY NY HEVINY

novalian'i ari.malala ny 27/02/2008 08:28
5. ikaretsaka
(
11/02/2008 15:37)
booboo> le vandro le vandro..
le TDM (tour de Mahamasina) hoa no possible sy realisable kokoa..
Ny andro... rehefa alakamisy
eo @ Sainte famille ny fotoana
ny Toerana hotsidihina sy hakana sary ankoatran'ny Lasainte: eo @ fidirana eo @ CBT sy ny tribune, de eo ampitan'ny CEG Antanimbarinandriana
befelatanana, zerbor, normale, palet de sport,
ho an'izay te hanitatra: afaka mividy Mofogasy sy Ramanonaka ery akaikin'ny radio record, Mofo ao @ zerbor sns....
Azo atao koa ny mividy Fripy sns... fa miala vola a-posy!
Ny fandraisana anjara... samy miantoka izay laniny! na 5000 fmg io na euros tsy maninona!

7. ravakamalala
(
11/02/2008 16:02)
ny ahy ireto ny nahafatarako an io TDM io dia ilay hoe sipa TDM (Tonga Dia M...anaiky)
:°)
:°)
11. cazal
(
11/02/2008 16:31)
raha tsy manana atao enao !!!
http://www.starflexinc.com/_z_aza_mp3/YvonGendron/27_VoirMonSauveurFaceAFace.mp3
Voir mon Sauveur face à face (CDV252) / Quel ami fidèle et tendre (CEC523)

12. zamanoro
(
11/02/2008 16:34)
melody:
zamanoro: enao izany tsy hande?:wink:
Aza matahotra ianao fa izaho no guide
Ravakamalala
le TDM eto izany dia hoe Tonga De Mande
13. volazanao
(
11/02/2008 16:44)
zamanoro:
TSY MANANA ATAO IANAO?
Tsotra. Andao hanaraka anay hanao TDM amin'ny taona 2009. Maharitra 3 volana ny dia ary + 5000 euro no sarany
NY LALANA ALEHA?
Miainga eto Paris dia miverina eto Paris
Lafo b koa izany miodina any Paris izany, maninona no 3 volana b izao?
16. ikaretsaka
(
11/02/2008 18:05)
kallie:
inona ny akanjo entina?
afaka tsy manao fa izay manakona henatra ihany (@ ilay tour de mahamasina io an) fa mividy eny @ fripy raha mangitsy na tsy haiko aby !
17. ainaheri
(
11/02/2008 18:33)
ika: tokony hanao akanjo misy paôsy kosa asina mofogasy sy kobandravina :lol::-D
19. zamanoro
(
11/02/2008 19:19)
Kallie
MITADY AKANJO ENTINA AMIN'NY TDM IANAO?
Manantona ny mpivarotra fripy akaiky anao indrindra. Aza misahirana mitady ny lafo fa izay mora alaina
Voalazanao
MILA FIHENAM-BIDY IANAO AMIN'NY SARANY?
Tsy maninona fa afaka miverina an-tsasa-dalana ianao, fa ny fiarahana no zava-dehibe