HO AN'IZAY TSY MANANA ATAO
21. zamanoro
(
11/02/2008 20:12)
ikaretsaka:
zamanoro> tena ataoko directeur de pub ramose fa tena mety!
Misaotse
Dia rahoviana io asa io no manomboka? Sao dia lasa manan-katao indray aho ka tsy lasa manao TDM
22. ikaretsaka
(
11/02/2008 20:19)
TDM foana na manan-katao aza ka...
tsy Tour de Mahamasian indray izay fa Tonga de Miasa
tsy Tour de Mahamasian indray izay fa Tonga de Miasa
27. zamanoro
(
11/02/2008 23:40)
Ikaretsaka: "mikafr tsara "
Aoka aloha fa tena tsy kaopy aho
De rahoviana aloha no manomboka izany eh? Sa de efa atomboko eto:
TSY MANANA ASA IANAO?
Manantona an'IKARETSAKA
Aoka aloha fa tena tsy kaopy aho
De rahoviana aloha no manomboka izany eh? Sa de efa atomboko eto:
TSY MANANA ASA IANAO?
Manantona an'IKARETSAKA
28. Papoose
(
12/02/2008 00:07)
apasipasio aty le 5000 euro ry ika a!fa za Tonga De Mandray an!:wink:
30. diamondra27
(
12/02/2008 03:15)
TDM
Tonga De Mimé =))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
Azavao tsara le we tsy manana atao :
atao am vola sa atao am fotoana sa atao am le manao sa inona?
de ataovy matotra tsara fa sao de resaka eh koa ity
de ahoana raha te hande sambo sy moto zahay?
tsy aleo manao croisière kely ve?
Papoose: 5000€ Tonga De Mifaly
Tonga dia Mitsiky(dia ampy):lol:

32. diamondra27
(
12/02/2008 04:09)
tour de posiposy etsy mahamasina tokoa zao no mafinaritra ra tena possible zany
rastafarai: msi
rastafarai: msi
33. Papoose
(
12/02/2008 04:14)
zamanoro, ie mahazo zah Tonga De Mampiasa an'le sosy be satria za Te ho Deputen'i Malaso :-D
34. penina
(
12/02/2008 04:20)
[center]
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Divers/smileJap.gif[/IMG]
.[/center]
Deputen'i Malaso mahakely maso.
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Divers/smileJap.gif[/IMG]
.[/center]
Deputen'i Malaso mahakely maso.
35. ainaheri
(
12/02/2008 04:24)
Za ndray efa nahazo fa lay fotoana ela lotra,mety ho lany revena fotsiny angamba ity
36. ainaheri
(
12/02/2008 04:30)
Diam's;tsy mahazo mandé lavitra refa manao croisère,eo @ ranon'Anosy d ampy ,misy lakana fakana tsikafokafona ireny ao,tsy mampiasa motera,mba anaovana economie mba lavalava ilay trajet ee:lol::-D
37. diamondra27
(
12/02/2008 04:35)
ainaheri:zany ve tsy ho vita tapakandro raha ho hisy
ndao kosa hanao croisière tena izy e!:lol: de asiana moto refa mijery tanàna
ndao kosa hanao croisière tena izy e!:lol: de asiana moto refa mijery tanàna
39. mitia04
(
12/02/2008 04:39)
za ry reto be atao be sady tsy mandany andro a! d zao zao za lasa tsisy atao sady mandany andro! kiiii!=))milay be kay lé izy
40. Papoose
(
12/02/2008 04:56)
za zany te ho Tonga De Malaza 2009!! nde mba hiezaka dieny zao ko ka!