HO AN'IZAY TSY MANANA ATAO
61. mmmhh
(
13/02/2008 13:08)
de ôvina le fiangàna reefa manomboka nenareo any de Tonga D Manomboka koa ny ahy aty, ataoko Tour de Mada ndray le izy.:-D:-D
62. antigone
(
13/02/2008 15:27)
Ataovy an_tanana le frais ry zareo Tonga De Mandeha ty mdrrrrr=))=))=))[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Transports/train-locomotive.gif[/IMG]
66. Papoose
(
14/02/2008 03:57)
ka Tonga De Mamoy zany izy vao tadifitra ao anaty lamasinina nareo ko:-D
69. diamondra27
(
14/02/2008 09:24)
antigone: iza ny conducteur. controleur; de gare aiza doly no mijanona , demijanona ao andasibe ihany ve no misakafo sa efa misy bar resto any anaty train
tahaka ny andeha tampoka ka manko
tahaka ny andeha tampoka ka manko
70. antigone
(
14/02/2008 10:18)
diamondra27: tsy misahirana @zany re eh na Tonga de Mandeha na Tonga De Mijanona =))=))=))=)) fa tsy omeko nena ny train raha tsy miverina ry TDM (Tonga de mivarotra) :miam::miam: ôôô la vanndrôôô
penina: ie io le Tonga De Mamoy ka hahahahhaa
tiko oua ty film ray ty klé amoureux @l'=))=)) film za ehhhhhhhhhhhhhhhhh
penina: ie io le Tonga De Mamoy ka hahahahhaa
tiko oua ty film ray ty klé amoureux @l'=))=)) film za ehhhhhhhhhhhhhhhhh
74. zamanoro
(
15/02/2008 00:38)
Papoose:
Tonga De Mitaingina fa st valanta zao eee:^):wink:
Nga efa nisy nahaloa an'le 5000 Euro sahady? Tara indray aho izany k'no
76. antigone
(
15/02/2008 09:43)
ary papoose kosa TDM be annnn (Tonga De Migrôbaka) zay tsy hanao fa misy migrobaka zay ve rangaha efa nameno fisy de vo saika haka sary le 5000euros efa vonona ato fa tsy ampy aotra telo kiiiiiiiiii bis ééééééé na zany aza za amoureux @ty film ty :-D:-D:-D=))=))=))=D
77. Papoose
(
15/02/2008 10:53)
ka ny ahy Tonga De Meko zay mahafeno zay mahatomboka ny fepetra fa fenoina miandalana eny!!:-D
aza Tonga De tsy Manao zany fa Tonga De Misorata wa anarana :-D
aza Tonga De tsy Manao zany fa Tonga De Misorata wa anarana :-D
78. ari.malala
(
15/02/2008 14:29)
ary mbô Tonga De Minankanina ve klou fa zay zany nône :°):-D:-D:-D
79. zamanoro
(
15/02/2008 15:33)
ari.malala:
ary mbô Tonga De Minankanina ve klou fa zay zany nône :°):-D:-D:-D
Aza misalasala fa Tonga De Mandoara eh
Fa inona tena mandreraka tokoa ry zareo ity tsy misy atao ity fa toa lasa ondrakondranana eto fotsiny an. Inona no atao?
80. penina
(
15/02/2008 15:53)
tonga dia mandihy
[center][IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Musique/0032.gif[/IMG][/center]
[center][IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Musique/0032.gif[/IMG][/center]