HO AN'IZAY TSY MANANA ATAO

41. diamondra27 ( 12/02/2008 05:39)
penina: raikitra zany aza , de oviana no hanainga

Papoose: dain, njy aza efa malaza be fa tam za mbola kely de efa nisy ecole zay tao ankadifotsy we papoose sady ecole française le izy

kay njy le tompony :wink::-*


mitia04: za zao tsy manakatao fa mianatra mitia :-D:-D:-D
42. kallie ( 12/02/2008 06:04)
ra azoko tsara zany d
Raha Tonga De Manao (anle TDM) = Tonga De Miasa = Tonga De Mahazo (5000 euro)
de avy eo ko Tonga De Mande ????

saika adinoko, misy ko oe Tonga De Mitia io am farany io, :-D

Marina ve reo?
43. Rasiligaoma ( 12/02/2008 06:17)
on fait n'importe quoi marina pour devenir n'importe qui an
44. mitia04 ( 12/02/2008 08:49)
diams: avia njy ampianariko mitia fa za kou né hoa zao lasa tsisy atao e! d andaniako andro fotsiny njy!
45. Papoose ( 12/02/2008 11:40)
diams, mbola ao mintsy iny ecole iny ary za no directrice ie!!!
fa raha za no Tonga De Mahazo an'le 5000 eo, de Tonga De Manamboatra building hanitarako an'io dia Tonga De Mianatra tsara ny mpianatra!

fa sinon Tonga De Manambady za an'izay manome 5000 euro ahy maimaimpoana:°)
46. zamanoro ( 12/02/2008 12:58)
Salama daholo
Aza fady fa mbola nanao inventaire an'le TDM ho atao aho eh. Betsaka loatra mantsy ny karazany ka dia anjaran'ny tsirairay ny maka izay tiany
diamondra27:

de ahoana raha te hande sambo sy moto zahay?

TE ANDEHA SAMBO SY MOTO IANAO? Tsotra fotsiny, entintsika mitaingina scooter eny ambony sambo ianao Toamasina-Ste Marie, na Mahajanga-Nosibe, Fa azo atao ihany koa Mahajanga-Katsepy
FILAZANA
I Papoose dia manolotra TDV (Tonga De Vadiana) ho an'izay Tonga De Manome 5.000 Euro, koa tongava maro, fa ny adidy ho vita ny fahafinaretana ho azo
Ny adiresy tsy miova fa serasera.org ihany
47. penina ( 12/02/2008 18:45)
:-D

na raha tia hitaingina titanika dia mividy DVD dia ipetrahana.
48. kelly13 ( 12/02/2008 19:40)
=))=))=))=))
49. ainaheri ( 12/02/2008 20:39)
aza =))=)) letsy ry penina a
50. antigone ( 12/02/2008 21:14)
=))=))=))=))kay tsara ty film ray ty fa domage ny TDM tsy teo (TONGA DE MIVAROTRA (POP KAORINA IO AN SO DE MIOVA EO NDRAY LE IZY) Afa_po mintsy ny tsisy atao bis éééééééééééé=D=D=D
51. ikaretsaka ( 12/02/2008 21:50)
eo le vandro e eo le vandro eeee!
52. diamondra27 ( 12/02/2008 22:58)
:-D:-D:-D
mahalatsaka e

zamanoro : misaotra nanao tour de moto fa nahafinaritra

papoose: hevitra mety mytsy zany manitatra building zany akia a, de omeo aty le 5000e aloha

ika: merci ôo, eskimo na glasy koa mety doly an!
kelly13: :-D:-D
53. ikaretsaka ( 12/02/2008 23:19)
aourta am sase glasholet
54. zamanoro ( 12/02/2008 23:25)
Le karama ry Ika an
55. ikaretsaka ( 13/02/2008 00:51)
mbola miandry koms any @ cazal letsy e
56. Papoose ( 13/02/2008 03:26)
Tonga De Misaotra an'i zamanoro aloha zah @zay piblisitE momba ahy zay!
fa za ho Tonga De Maola raha vao mitontona eo le euro jakpoty
Fanampiny, aza adino ny mitondra sary tapaka fa ny valala tsy indroa mandry ambahavady ary tsy ho diso anjara ianao :wink:
57. rastafarai ( 13/02/2008 04:00)
:-D:-D:-D
58. kallie ( 13/02/2008 07:37)
:-D f'anga hono i Valala mandry ao zao?
59. diamondra27 ( 13/02/2008 11:12)
Tonga de Misourira e!:D
60. ainaheri ( 13/02/2008 12:54)
Mahalatsaka mitsy nareo reto ka:-D:-D kozy ee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4997