HO AN'IZAY TSY MANANA ATAO

101. ari.malala ( 21/02/2008 06:30)
Tonga De Matory ny ambony kidoro aponsa vitafoam ka:-D:-D:-D
102. Papoose ( 21/02/2008 16:15)
Tonga De Miolam-pandry eo!!
103. ari.malala ( 22/02/2008 09:19)
Tonga De Miantso mpanotra ky aaaaa
104. xxx ( 22/02/2008 09:49)
mivalana zany resaka izany ka Tonga De Mampikapa hoy aho cazal=))=))=))=))
105. Mimhie ( 22/02/2008 12:02)
xxx: inona no andrasana fa Tonga Dia Mankanesa any @ WC? sa Tonga Dia za dia Maka Pô?:lol::lol::lol:
106. booboo ( 22/02/2008 12:22)
kay lé ! zà ve vô handray anjara TonDéMiresa-pô ...ay ay ay
107. ari.malala ( 22/02/2008 14:10)
:-D:-D:-D:-D:-D
108. zamanoro ( 23/02/2008 05:12)
xxx koa Tonga De Mamalan-dresaka koa
109. ari.malala ( 27/02/2008 08:28)
d i zamanoro tokony Tonga D manoro nge e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0989