Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
penina ( 09/02/2008 19:07)
diabeta
Ohatra ny tadidiko nisy olona niteny tamiko hoe ny olona voan'ny diabeta dia tsy voatery hibinabina. Dia ahoana kay no amantarana azy raha izany? Tsy izany fa izaho lasa miondana sokola :-D. Dia ne... tohiny
novalian'i ar ny 19/11/2008 08:40
xxx ( 09/02/2008 17:16)
fomba fanadinoina
aona kay ry zareo ny fomba fanadinoina bandy iray ze ef nisaraka taminao nefa itanao isan'andro (miresaka isan'andro) sady mbola tinao nf otrn ef ts d mivaky loha aminao tsony? ampio ah r reto fa mija... tohiny
novalian'i libys ny 10/04/2008 18:42
xxx ( 09/02/2008 16:59)
r7-na jambou
manaona nareo! za r reto tena tia be an'le Jambou reny a! otran cuisse dame ny poziny fa izy otran misy tanely ao anatiny de mamy b mints sady malemilemy tena farakizay tsara! aona ny manambotra an'... tohiny
novalian'i melody ny 08/03/2008 19:24
lazounet ( 09/02/2008 13:53)
TESS KALLIE PAPOOSE KELLY13 RAMATOAKELLY
Ity hira ity mba atolotro manokana ho anareo http://www.dailymotion.com/relevance/search/willou974/video/x18hrj_string-color-la-ficelle-sega-maloya_music mahazahoa fahafinaretana é!... tohiny
novalian'i Papoose ny 14/02/2008 04:24
news2dago ( 09/02/2008 13:51)
maditra ny anikizy
sarotra tenenina tia andrakandrana! ny tanora @ izao fotoana izao! sahirana ny ray aman-dreny satria dia lasa tia herisetra sy manendaka ny ankizy sasany tsy mahatanty ny rindram-piaramonina sy ny re... tohiny
novalian'i dziana ny 02/05/2008 13:48
ikalamako ( 09/02/2008 12:44)
Zoaie Versera Shoan !
Meilleurs voeux ! meilleurs voeux ! meilleurs voeux à "the best of malagasy blogger"!:-*:-*:-*:-*:-*:-*... tohiny
novalian'i badouda ny 10/02/2008 10:02
lazounet ( 09/02/2008 11:57)
N'IMPORTE QUOI
Alors que: - le prix de l'essence ne cesse d'augmenter à Mada. - la population peine à trouver ce qu'il doit manger aujourd'hui - les malgaches s'appauvrissent à vue d'oeil.... [b]Je ne compr... tohiny
novalian'i melody ny 12/02/2008 16:36
fitia2006 ( 09/02/2008 11:50)
tsiriry vorona voninavoko
slt daolo sao mba misy manana ny tonon'ny 'tsiriry vorona' an'ny voninavoko azafady ? misaotra mialoha !... tohiny
tsikobo ( 09/02/2008 11:12)
D'Gary sy Mikea
k'aiza daôly e!!! mba andefaso tononkira an'i D'Gary sy Mikea ra maba misy manana e! Fa vô maika tsara ra Hira mintsy na video d misôtra dieny mialoha e!!! :) ... tohiny
novalian'i cutie ny 12/02/2008 11:51
jorandys ( 09/02/2008 11:03)
Avy aiza Ny vadin
Avy aiza kay ny vadin'ny Kaina sy Seta Zanak'i Adama sy Eva, moa ve tsy izy telo lahy ireo ihany no zanak'i Adama sy Eva(Kaina sy Abela ary i Seta taty aoriana)nefa dia nahita vady ihany izy mtsam, fa... tohiny
novalian'i fijo ny 13/02/2008 22:58
Levy ( 09/02/2008 10:56)
TOAKA FAHAVALOKO TALOHA.........
Mitady ny tonon'io hira io za fa tsy fantatro mihitsy na ny lohanteny na mpihira...mino aho fa efa atoihany f'angamba ilay lohatitre no tsy haiko...SOS... tohiny
novalian'i Soniamada ny 09/02/2008 15:31
girlcool ( 09/02/2008 09:55)
tretrika kiady
mba mangataka ny tonony azafady... tohiny
Kapistra ( 09/02/2008 08:33)
Sipa kely surprise (tohiny)
Izy aloha dia sipa tena mahafatifaty a! ,sady rehefa miresaka dia tena matotra be an! Nanontaniako zany ny taonany e!,dia hoy izy “ 20 taona aho izao”.Tena surprise!('Zaho nihevitra fa 30ans)Izah... tohiny
novalian'i Kapistra ny 19/02/2008 16:26
niryna ( 09/02/2008 08:20)
Fankasitrahana ny tenin'Atra
Ny tenin'Atra dia tsy azon'iza na iza ovaina.Matoa izy izay misy manova dia tsy mifanaraka ny fomba fiainany ilay izy araka ny sitrapony ary dia tiany hanarona ilay fahotana ao amin'ny fiainana iainan... tohiny
novalian'i niryna ny 15/02/2008 23:57
soanja ( 09/02/2008 04:40)
Rock Copal
Misy mahalala momba ny fisian'io karazam-bato na karazana otrikazo io ve eto azafady ary misy toerana azo ividianana azy ve any Mada? Misaotra indrindra.... tohiny
novalian'i soanja ny 11/08/2009 14:18
xxx ( 09/02/2008 00:25)
Impossible !!
http://www.collegehumor.com/video:1773116 [quote][i]Inona no mihodina manodidina ny tany ? A- Ny volana B- Ny Masoandro C- Mars D- Venus[/i][/quote] Izany ve dia tsy hay e ? Fa angaha moa iz... tohiny
novalian'i penina ny 03/03/2008 21:45
fijo ( 08/02/2008 22:15)
izao hono isika izany
http://www.dailymotion.com/fr/cluster/travel/featured/video/x2s6ox_un-regard-sur-madagascar_travel... tohiny
novalian'i niryna ny 11/02/2008 17:53
fijo ( 08/02/2008 21:26)
miaiky ve nareo fa????
rehefa arahana ny fomba firesaka eto,dia izao no tsapa amianreo kristianina. ny mpino kristianin aprotestanta dia tsy mijery ary tsy mamakafaka izay ivelan'ny baiboly.(ny ankamaroany wa an)sao boo... tohiny
zamanoro ( 08/02/2008 18:53)
Aza miakatra ry Badb an, lalao daholo io
Lalao daholo io eh Tsarovy fa ny mpitazana dia mpifanandrina ihany koa... tohiny
novalian'i Jeankely ny 10/02/2008 06:39
xxx ( 08/02/2008 15:21)
Sahinao ve ?
[i]"C'est en faisant n'importe quoi qu'on devient n'importe qui"[/i] http://www.nimportequi.com/videos-remi_video.html Jereo ange ireo video ao ireo e. [u]ps[/u] : dia andraso aloha fa afaka ... tohiny
novalian'i dziana ny 25/04/2008 14:07
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6669