Aza miakatra ry Badb an, lalao daholo io

1. zamanoro ( 08/02/2008 18:53)
Lalao daholo io eh
Tsarovy fa ny mpitazana dia mpifanandrina ihany koa
novalian'i Jeankely ny 10/02/2008 06:39
2. Jeankely ( 10/02/2008 06:39)
Mifanandrina mandray vola ny mpitazana adin'akoho fa ento tena mandray anjara @'ny tandrify azy daholo satria olompirenena. Tsy ny ao anaty fitondrana ihany no atao hanasoa ny Fireneny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1033