TESS KALLIE PAPOOSE KELLY13 RAMATOAKELLY

1. lazounet ( 09/02/2008 13:53)
Ity hira ity mba atolotro manokana ho anareo
http://www.dailymotion.com/relevance/search/willou974/video/x18hrj_string-color-la-ficelle-sega-maloya_music

mahazahoa fahafinaretana é!
novalian'i Papoose ny 14/02/2008 04:24
2. kallie ( 09/02/2008 15:55)
:-D amby dôly aty aminay d manao clip ôtran'io e, d i Laza no mihira, manao "kafrine" dôly tsika amzay :wink:
3. rabingogilabanga ( 09/02/2008 16:01)
ahoana kosa e! to ireo joba-serasera ireo ihany, no tanisain'ise, ary rabilabila(l)(l), sa ahoana ry bilan'ny foko(l)

dia mampamangy koa @ tsy voatanisa e! fasaly,sipagasy,shoan,... sy ny joba-serasera rehetra e!
4. lazounet ( 09/02/2008 17:53)
kallie:

:-D amby dôly aty aminay d manao clip ôtran'io e, d i Laza no mihira, manao "kafrine" dôly tsika amzay :wink:


Raikitra ry KALLIE àry tonga dia mba ho maromaro isika.Ary ato teny gasy ny hira.

5. lazounet ( 09/02/2008 18:00)
ahoana kosa e! to ireo joba-serasera ireo ihany no tanisain'ise


Ka ireo no tena spésialista é:*=))=))=D^:^
6. Papoose ( 09/02/2008 18:31)
lazounet, tsy mety misokatra aty amiko le izy fa inona kay le titre sy le mpihira azafady?


Misaotra dieny mbola tsy hitako!!:D
7. tess ( 09/02/2008 19:24)
draisss! aoaka fotsiny:P

toa tsy string color- ficelle koriny le izy fa bikini color:°)
mahita kounkou nge toi ry lazou e!:P
8. Papoose ( 09/02/2008 23:17)
fa in le izy ao ry tess fa tsy mety voasokatro ny ahy?
9. sylvain ( 09/02/2008 23:52)
milay daholo kosa aloha lé bikini,ary @ faramparany nalainy léry ny amboniny neny lé sipa iray!
sokafy mora papoose!!:P
10. lazounet ( 10/02/2008 00:38)
Papoose:

lazounet, tsy mety misokatra aty amiko le izy fa inona kay le titre sy le mpihira azafady?
Misaotra dieny mbola tsy hitako!!:D


Papoose a! "LA FICELLE" no lohatenin'ilay hira é.


11. Papoose ( 10/02/2008 07:54)
merci!!!
tena tsy maintsy hosoiko bamboo ihany le cypres saika hamboleko ahafahako manao clip eo antokotaniko le!:D
12. kallie ( 10/02/2008 08:04)
:-D amby wa aty aminay ze t ahita ôtranreo isanandro fa na eny andalana ar amzao shorta kely efa ho bikini no anaovandry zareo fa mamay be ny andro... d milay b refa avy tampoka iny ny orana (genre climat tamatave) d avy eo mamay be ndray...
13. tess ( 10/02/2008 08:51)
hummmm de petapetaka be mitsy zany ny lamba! aleo manao akanjo manifinify raha izany fa tsy direkta fa raha vao lena ny orana tena milay lay lamba mipetaka am vatana ke mijery bikini lena:wink::-D
14. lazounet ( 10/02/2008 10:32)
Tandremo fa misy bedy ny eto an!:-D:-D(l)
15. Papoose ( 10/02/2008 10:54)
reveko kosa zany fiainana manahy v.. zany rehefa samy fomban'ny olona konooo!!!:D
16. tess ( 10/02/2008 14:39)
:-D:-D:-D mitady hivoana izy izany an!
lazou cool fotsiny tsy mihoa-pefy kan! tokony nataoni toi tarokatra anie ity e!:-D:-D
hisy hanaraka eo ndray hoe enao no tena kely veta=))=))=))=))
17. kelly13 ( 10/02/2008 19:11)
oayyyy, ary tsy hitako ty sujet ty an :oops: d tsy mbola voasokatro le jereo eto fa andraso oe jerena @ zay, fa na izany aza d miciii lazounet mahatsiaro an :-*
18. tess ( 10/02/2008 19:46)
ka vao omaly nge ity sizé ity kelly13 e! njy anio vao tafiditsa njay:wink:
19. Papoose ( 10/02/2008 20:37)
sylvain, rehefa any @ "tsy misy bedy" za vao manokatra misanasana tsara fa eto aloha mijery ambongadiny fotsiny!:D
20. lazounet ( 11/02/2008 09:14)
Papoose:

sylvain, rehefa any @ "tsy misy bedy" za vao manokatra misanasana tsara fa eto aloha mijery ambongadiny fotsiny!:D



=))=))=))=))=)) Ianao ry Papoose an!?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1615