Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
hery ( 13/02/2008 11:45)
Sola Scriptura 2
12 ny mpianatr'i Jesoa. Samy nasaina nampianatra sy nitory ny filazan-tsara avokoa. Nisy tamin'izy ireo no nanoratra satria afaka nanoratra ka voatahiry ao anaty [b]Baiboly[/b] ny nosoratany. Firy ... tohiny
novalian'i prime ny 26/02/2008 11:33
simplex ( 13/02/2008 11:38)
beso
In ny fika hahatonga ny feo ho beso tsara ee.:) Ohatra hoe mahatratra lanitra mangamanga ohatra? :P... tohiny
la ( 13/02/2008 11:36)
TSARA ANTOKA
Miarahaba ny rehetra!! Mba mangataka ilay tonon'ny hira hoa "TSARA ANTOKA" an'ny Hosana Ambohijatovo Fitiavana azafady! Dia misaotra betsaka mialoha... tohiny
penina ( 13/02/2008 01:31)
teny avy aiza
Mba faritra avy aiza ity hiran'ny St Valentin ity kay? http://www.youtube.com/watch?v=AlzePk7o_Rs .... tohiny
novalian'i ni81 ny 14/02/2008 18:45
Alaina ( 12/02/2008 20:05)
Fiaraha-misakafo
Raha mandinika isika dia tsy miala ny fiaraha-misakafo rehefa misy fihaonana teo amin'ny malagasy: na fahoriana izany na hafaliana. Ny fomba entina maneho azy no miva arakaraka ny zava-misy sy ny fari... tohiny
novalian'i soanja ny 02/03/2008 20:55
simplex ( 12/02/2008 17:36)
site lalao
hacked ny site lalao @ zao ora izao fa sao dia tsy hitan'i sefo.... tohiny
novalian'i Lantoer ny 13/02/2008 19:12
xxx ( 12/02/2008 14:48)
Gitara
Tonga hatraiza amin'ny kolontsaina Malagasy moa ny Gitara ? http://youtube.com/watch?v=5JVxzigQ42U :) ... tohiny
huc ( 12/02/2008 13:47)
robera Lianah
Mba mangataka ny tononkiran'i Lyanah azafady indrindra raha azo atao tompoko. Dia manantena ny valiny mahafapoa avy aminao ny tenako ... tohiny
novalian'i xxx ny 13/02/2008 14:43
rongisa ( 12/02/2008 12:38)
Diaspora - Dias-pourrie
Azo adika teny gasy koa ny pourrie Tsy mbola manana izany esprit na diaspora zany ny gasy e! ho an'ni fianakaviany (iendrinay, dadanay, bavinay, dahinay, renelahinay, zaman'akahy...), na ny tribu n... tohiny
novalian'i kallie ny 13/02/2008 13:28
tsiambaratelo ( 12/02/2008 11:11)
HATRAIZA NY FETRAN\'NY FITIAVAN-TENA BE DISO TAFAHOATRA!!!
Apetrako amintsika namana ny fanontaniana we:moa ve tia tena i tsiambaratelo raha manana ps 2 ato amin\'ny forum?Samia mambosaka ny heviny fa izay no atao we dinika,miandry anareo aho Bisous!!!... tohiny
niryna ( 12/02/2008 07:40)
Inona no antony tsy andehanana miangona hoe e?
Nisy olona niresaka fa tsy hiangona intsony hono izy fa be mpihatsaravelatsihy loatra hono any am-piangonana. Dia hoy ny navalin'ilay mpitondra hoe ,dia niala tao amin'ny fiangonana izany hianao? ie... tohiny
novalian'i niryna ny 29/02/2008 06:13
LazaDaddy ( 12/02/2008 07:14)
Fitsarana ny papa infaillible
[b]Papa Stephen VI mitsara ny Papa Formosus noho ny fitorian'ny Papa Jaona VIII: Fitsarana "cadavre"[/b] Loharano: Wikipedia - "Pope Formosus" in the 1913 Catholic Encyclopedia. Dika teny malalaka... tohiny
FITAH ( 12/02/2008 07:00)
L'alpha et l'omega
Miarahaba ny namana mpiandraikitra serasera rehetra e!manao fitadiavana an'io hiran'i les adline Alpha et L'omega io za.Le izy version français no tadiaviko!ngamba ve mety azonareo ampina ny tenako @... tohiny
nanandy ( 12/02/2008 06:42)
vangay lambahoany
Manao ahoana daholo , mba mangataka ny hira ' vangay lambahoany ' Tata Rahely no nihira azy taloha fa izao dia ataon'i Bakidy GAGETTE Misaotra dieny mialoha Nanandy... tohiny
ikaretsaka ( 12/02/2008 04:20)
Tendrombohitra 12
iza aby tokoa moa ny tendrombohitra 12 amin'imerina.. Di amalaza kao i babay sy lohavohitra.... dia i lohavohitra izoa le efa hitantsika le nambolen-kazon'ny namana iny.... fa aiza i babay?... tohiny
novalian'i endrika01 ny 17/02/2008 13:47
LazaDaddy ( 12/02/2008 01:58)
Misy aretina habokana any USA
Mba mailomailo ry namana isany any Etazonia fa misy aretina habokana any ankehitriny. http://www.inthedays.com/pestilence/leprosy-outbreak-causes-concerns-in-northwest-arkansas/... tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 14/02/2008 07:52
zamanoro ( 11/02/2008 23:18)
Tokony natao andro tsy fiasana androany
Anio faha 11/2/08 dia tena taon-dasa tsy tsaroana tokoa fa dia tsy tsaroko sy tsy tsaroantsika teto ilay datin'ny 11/2/75. Ka tokony atao andro tsy fiasana io ahatsiarovan'ny rehetra fa nisy teto izan... tohiny
novalian'i penina ny 14/02/2008 01:17
xxx ( 11/02/2008 23:00)
Veta ve Atra?
Nahoana no navelany hozeran'ny meteorita ny tany? Dia maty ny Dinaozaoro Ho fanavotana ny zanak'Israely sy ny mpanota dia nalatsany ny rà Dia izay no mba nahatonga ahy hametraka ilay fanontaniana h... tohiny
novalian'i fijo ny 13/02/2008 22:10
ikaretsaka ( 11/02/2008 22:58)
Sola scriptura
Fanontaniana vitsivitsy apetraka Ho an'ireo mpano Sola scriptura na ireo mino hoe "ampy ny baiboly" kamanasa azy ireo mba hamaly amim-pitoniana 1)Taiza ao anaty baiboly na zavatra hafa .. no nisy ... tohiny
LazaDaddy ( 11/02/2008 22:08)
adino tokoa ito fa tsy voasoratra tao @ Baiboly...
"Mahasalama ny maka makorelina etsy Tsaralalana rehefa tsy aloanao ny volany" "Exercice spirituel namaste prostitutum" no ahafantarana an'izany =)). Tsy ampy mantsy ny Baiboly satria tsy milaza "sp... tohiny
novalian'i xxx ny 19/02/2008 06:00
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.0112