site lalao
4. simplex
(
12/02/2008 20:05)
mety tsisy zavatra simba be ngambany fa otran'ilay ni-hack ny site namana taloha ihany io...
5. hery
(
13/02/2008 07:35)
merci
:-) tsy dia nisy simba be loatra kah. Fa afaka nanimba ry zalahy raha te hanimba... ary mety manao bombe à retardement koa anefa.
penina> Milay joomla fa ny composants ataon'ny olona ampidirina ao aminy no tsy sécurisé tsara... izay ihany no tsy hampiasako joomla @ site sasany.

6. simplex
(
13/02/2008 11:42)
hery,
otran'ny mbola tsy vita le izy kle :)
sa le bomba a retardement io :-w
tena operation alqaeda manadala be mintsiny :twisted::twisted:
9. simplex
(
13/02/2008 12:10)
raofin'ny terrorist eo ndriko fa ilaozy mihanahana eo ihany :b:b:b
ary poinsa Terrorista i Andry TGV an
jereo le sipa ery ambany ery io nge e :lol:
11. simplex
(
13/02/2008 12:29)
ataovy ary koa
sao d lasa otazy eo vao tsisy mirara :cry::cry::-D:-D:-D
ery ambany ery misy sarina sipa io eeee :)
12. pitoussy
(
13/02/2008 12:52)
d mbo lasa vedety kely zah @ zay kou :wink: , mbo miseho gazety :-D:-D:-D
d tsy mba hanao quete kely eto @ sera2 akory v elah raha lasa otazy zah ; kay elah tssssss:-D:-D
le ary @ tribune v :roll::roll:
Hery aaaaaaaa, mbola o sekoro o sekoro fa mbola tsy mandeha :D
d tsy mba hanao quete kely eto @ sera2 akory v elah raha lasa otazy zah ; kay elah tssssss:-D:-D
le ary @ tribune v :roll::roll:
Hery aaaaaaaa, mbola o sekoro o sekoro fa mbola tsy mandeha :D
14. hery
(
13/02/2008 17:43)
Ok...
Tsy vitako nefa zah mila mody fa radem indray jerena.
miala tsiny daholo.
Hery
:-) de ampy e
Tsy vitako nefa zah mila mody fa radem indray jerena.
miala tsiny daholo.
Hery
:-) de ampy e
15. Lantoer
(
13/02/2008 19:12)
Sali daolo,
Tena voa mafy mintsy zahay mpiangaly io lalao io.
Izany ilay hoe ao anatin ny mamy no misy ny mangidy.
Ataoko ampio ny tsiky.
Dia mandram-paha daolo ry zalah a!
Tena voa mafy mintsy zahay mpiangaly io lalao io.
Izany ilay hoe ao anatin ny mamy no misy ny mangidy.
Ataoko ampio ny tsiky.
Dia mandram-paha daolo ry zalah a!