Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Alaina, milahatra araka ny daty
Alaina ( 07/09/2009 22:11)
Lolovin'ny maramila Madagasikara
Rehefa tena dinihana ny fandehan-javatra dia ny Miaramila no mampikatso ny toe-draharaha eto Madagasikara io. Samy nahita tsika fa tamin'ny fivoriana Maputo I dia efa nikonokonona hanangana directoi... tohiny
novalian'i fijo ny 08/09/2009 21:51
Alaina ( 12/11/2008 19:27)
Cancer amin'ny tranon-jaza
Mbola afaka miteraka ve ny vehivavy raha natao operation Cancer tamin'ny tranon-jaza? (tsy fantatra koa raha mitombona lay hoe natao operation cancer aloha) Marihana fa efa nanao avortement in-droa i... tohiny
novalian'i Naxy ny 10/03/2009 10:53
Alaina ( 26/10/2008 20:54)
Telefonina
Tsy haiko na dinika efa nandeha natsia fa mba manontany ny fomba hahafahana miantso any Madagasikara am-le mora. Mahita pub ihany fa ny ao Frantsa no possible misy 0,13 euro/min fa raha aty Italie kos... tohiny
Alaina ( 16/10/2008 17:19)
Vao tafiditra de lasa
Tena sahirana ty bandy akama iray tafaresaka tamiko fa mitady vahaolana hono izy fa ny an-lery raha vao tafiditra kelikely de tsy tana fa tonga de mandeha. Izany ngamba le hoe ejaculation prematurée.... tohiny
novalian'i ejp.tdl ny 15/03/2012 09:24
Alaina ( 11/10/2008 09:59)
Famadihana
Fomba malagasy tsy misy izay maharatsy azy ny famadihana ho an'izay manao azy. Kanefa toa lasa fandaniana be sy fitadiavana voninahitra ankehitriny. Tsy maintsy ilaina ve sy tsy maintsy atao ve ir... tohiny
novalian'i ni81 ny 21/07/2009 11:12
Alaina ( 11/10/2008 09:54)
Tsy efa tara ve?
Marina fa ny fitiavana tsy azo faritana hoe tara na tsy tara. Kanefa misy vehivavy efa 35 taona vao mikarakra hanao mariazy. Tsy tara loatra ve izany indrindra eo amin'ny fanabeazana izay ho zanany? ... tohiny
Alaina ( 13/03/2008 13:26)
Ny omby
Lesona tany amin'ny T4 angambany ny hoe tsy misy very mihintsy ny amin'ny omby: - Raha mboa velona izy dia azoampiasaina na hitarika saretsy na hiasa tanimbary na hanome ronono raha ombivavy - Ny ... tohiny
Alaina ( 25/02/2008 17:40)
Iza marna ireto Vazimba ireto?
Raha atao valin-teny maimaika de we razam-ben'ny Malagasy ny Vazimba. Eken'ny rehetra angamba io. Fa ny tiana hanontaniana de we ireto vazimba ireto ve no nametraka an'ire fomba maha-malagasy rehetra ... tohiny
Alaina ( 12/02/2008 20:05)
Fiaraha-misakafo
Raha mandinika isika dia tsy miala ny fiaraha-misakafo rehefa misy fihaonana teo amin'ny malagasy: na fahoriana izany na hafaliana. Ny fomba entina maneho azy no miva arakaraka ny zava-misy sy ny fari... tohiny
novalian'i soanja ny 02/03/2008 20:55
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0081