Tsy efa tara ve?

1. Alaina ( 11/10/2008 09:54)
Marina fa ny fitiavana tsy azo faritana hoe tara na tsy tara. Kanefa misy vehivavy efa 35 taona vao mikarakra hanao mariazy. Tsy tara loatra ve izany indrindra eo amin'ny fanabeazana izay ho zanany?
Mbola ho afaka hiteraka soa aman-tsara ihany ve izany?
répondu par mandrindra le 20/10/2008 16:36
2. sytl ( 11/10/2008 10:28)
manin kosa zany?,zany ary ny tena taona matotra hanabeazana zaza!!,tsy hitanao ngà le ramatoa antitra 60 taona no niteraka??zany no tena atao hoe tara!!nefa na izany ary zay ary ny tiany ka atao aôna!!
3. ni81 ( 11/10/2008 11:08)
Marina fa ny fitiavana tsy azo faritana hoe tara na tsy tara. Kanefa misy vehivavy efa 35 taona vao mikarakra hanao mariazy. Tsy tara loatra ve izany indrindra eo amin'ny fanabeazana izay ho zanany?
Mbola ho afaka hiteraka soa aman-tsara ihany ve izany?
Ka izay izany izy vao nahazo izay mba anjarany koa! Tsy mbola tara izany fa mbola mety tsara mihitsy fa fotsiny, tokony hanao fanaraha-maso akaiky ny fahasalamany izy ireo, dia ho hitan'ny mpitsabo izay tokony ho ataony.
4. ssendra ( 11/10/2008 11:31)
Alaina:

Marina fa ny fitiavana tsy azo faritana hoe tara na tsy tara. Kanefa misy vehivavy efa 35 taona vao mikarakra hanao mariazy. Tsy tara loatra ve izany indrindra eo amin'ny fanabeazana izay ho zanany?
Mbola ho afaka hiteraka soa aman-tsara ihany ve izany?


jamais tard na firy taona na firy taona vao manao mariazy ka!
ny fahazoana zaza fotsiny no somary efa juste be izany 35ans toy izany koa ny fitaizàna azy....
izaho mahalala vehivavy à quarantaine mbola miteraka ....
jeroe ilay ramatoa 70taona mbola niteraka iry anie e!


:°)
5. booboo ( 11/10/2008 11:33)
Misy fotoana ny raha aby, raha @ faha - 35 taonany izy no vonona hiantsoroka adidy sy andraikitra @ fidirana @ fanambadiana dia zay no fantany fa mety aminy fa tsy talohan'izay. Ilay fomba filazan'i Alaina ilay raha ahitana taratra beeeeee mihitsy ny pression sociale misy hatr@ zao ny @ resaka fanambadiana ( terena ankolaka )

Ny @ fanabeazana ny ho zanaka indray. @ io taonany io koa izy izany vao vonona hanabe @ lafiny rehetra izay ho zanany ( raha atao hoe tsy nanana olana @ fahazoana zaza izy a ). Misy psychanalyste malaza be momba ny ankizy izay tiako be mihitsy ny raha soratany momba io fanabeazana ny zaza io na firy taona na firy taona vao miteraka : Françoise Dolto, La cause des enfants - en respectant l'enfant, on respecte l'être humain.

Ny hoe mbola afaka miteraka soa aman-tsara indray, miombon-kevitra @ ni81 zà.
6. MMS ( 11/10/2008 11:50)
:-D :-D :-D Ka ataony ahoana ary raha zay izy vao afaka miatrika ny atao hoe fanambadiana ,sady izy ange na tara aza tsy afaka hiena indray ny taonany e! Dieny zao sady karakarao ny zaza sy ny mariazy @ zay mba tsy maka lavitra loatra ny fanabeazana ny ankizy.
7. arialy ( 11/10/2008 12:42)
:lol: :lol: :lol:
mbola tanora zany 35ans zany raha fanambadiana e, zay no anjarany aza koa!!
8. ainaheri ( 11/10/2008 13:15)
Amiko tsy tara zany...

Misy hevitra maro ny antony:

- Mety efa niaraka ela sy nisy zaza ,ka zay vao nanapakevitra ny hanao mariazy

-Tsy aleo ve any vao mifanaiky hifanambady mba samy matotra,toy izay misipasipa kely d hanao mariazy ny zazakely etsy andaniny nefa hisaraka refaveo!!
9. Papoose ( 12/10/2008 22:28)
Betsaka ny vazaha no manao an'izany fa mbola okay foana !
10. nathie86 ( 13/10/2008 10:41)
Ka zay vao tonga ny androny eh, vaut mieu tard que jamais ko anie eh. Fa raha resaka ara tsiansa indray aloha d efa somary sahirana ny vhv ra oe 35 ans zany vao hiteraka, sady eo koa ilay eo ny zaza mbola kely nefa ny retraite efa tonga lol. Fa ilay manambady efa lehibe koa zao efa tô zary lasa lamaody mintsy ko. Lol
11. fahamarinana ( 13/10/2008 10:55)
:arrow: Amiko ihany koa tsy tara,iombonako hvtr ny voalazan'ny ni81 ery ambony...Ny fanarahana ny vohoka no atao be be kokoa satria mitombo taona dia mitombo aretina kely eny :tension,hatavezana sns...sns... na 40 ans sy mihoatra kely mbola misy ihany koa fa fanaraha-maso be dia be nefa koa miankina amin'ny toetena io.Na tanora mety misy olana,na antitra mety misosa ho azy. (l)
12. belakely ( 13/10/2008 11:50)
no comment! :roll: :roll: :roll:
13. fijo ( 15/10/2008 20:21)
tara ahoana ary??? izay izy vao vonona ko.
14. mandrindra ( 20/10/2008 16:36)
tsy taitra tsy maika nefa tsy tara, sady efa naka avansy marobe tamin'ny zavatra hafa.
tsisy lera io eee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0405