Lolovin'ny maramila Madagasikara
1. Alaina
(
07/09/2009 22:11)
Rehefa tena dinihana ny fandehan-javatra dia ny Miaramila no mampikatso ny toe-draharaha eto Madagasikara io.
Samy nahita tsika fa tamin'ny fivoriana Maputo I dia efa nikonokonona hanangana directoire militaire ry zareo ary napiaka-peo sy nanome fampitandremana raha voakitikitika ireo olona tohanany (Andry - Monja), ary dia tafiditra tao anaty solon-tena mihitsy aza moa ilay mpitarika azy ireo (Ary mino aho fa tsy Ra Charles no tena atidohan'io zavatra io fa misy ambony grade kokoa noho izy ao ambadika ao fa tratran'ny baiko miaramila tsy maintsy tanterahana izy dia manatanteraka adidy). Dia iny hita iny ihany koa ny fanamarihana nataon'izy ireo tamin'ilay fifanarahana.
Tonga ny Maputo II dia efa mazava ny fepetra napetraka tamin-dralavasanga dia io hiaraha-mahita io ny vokany. Ny olony no eo amin'ny fitondrana ka tsy hiroso hitsabaka an'io mihitsy izy ireo fa lasa miady an-trano.
Ary sur mihintsy aho fa raha vao raikitra ny fanalana ny iray amin'ireo roalahy ireo (Andry - Monja) dia ny miaramila no hitarika korontana sy hanangana ny directoire militaire.
Betsaka ny argument eo am-pelatanan-dry zalahy ireo ka na inona na inona hetsika ataony dia mahita fomba entina manamarina azy hatrany izy ireo. Zao izy mitazan-davitra fa ny olona revo manenjika an'izy mitsamy (Andry -Monja), kanefa ny tena fositra dia ry zalahy (miaramila).
Fa ny mampalahelo dia ny vahoaka no mihinana ny tadikirarony, raha mbola misy kiraro hanaovana koa aza......

novalian'i fijo ny 08/09/2009 21:51
2. harybe
(
08/09/2009 06:31)
izao teo_zavatra mitranga izao dia tsy tanteraka raha tsy nisy vahoaka! ka aleo zareo hinana ny tady kirarony any fa izay no tadiaviny
3. xxx
(
08/09/2009 07:18)
harybe aza d atao an zan kosa ny malagasy nanaraka an'i tgv e, misy anie amin'ireo tena nahatsiaro voafitaka e, ary ireo zay tsy mbola tsy nahatsiaro tena dia mbola hahatsiaro tena na ho ela na ho engana e
4. xxx
(
08/09/2009 07:35)
Diso kosa enao ry harybe fa ireny tonga nanotrona azy teny mahamasina na ny ambohitsorohitra ireny ve no hatao hoe vahoaka ,tsy izay kosa ,ny hatao hoe vahoaka dia farafaharatsiny 10milions raha kely indrindra ,ny tena izy raha 18 millions ny malagasy manerana ny ny nosy , DIA MBA FARAFAHARATSINY antsasakin'nymponina ao Madagasikara no hatao hoe :VAHOAKA.
Ireo oa SANDRY NO MANALA ireo eo sinon tsy hiala mihintsy ireo faikany fat mpivaro-tanidrazana ireo,tena efa potika angeMADAGASCAR ,izao tonga a@ny hirin'ny vahiny DIVISER POUR REGNER izao ,izao ny bois de rose sy ny vatosoa hahondran'ny vahiny ,ny malagasy misy mitsindroka fako ,ny vahiny mitavana haremben' ny gasy ,responsable ny fahantrana daolo refa mpitondra teo ,indrindra fa ireto fat,fako ireto,i Ravalo no tsy tiany dia valifaty imcar iray manontolo no hamidiny a@VAHINY!
Tokony halefa a@izay ny sadechanamoatra ireo miaramila gasy ireo fa mijaly ny madinika ,miampy ny maiaramila légaliste.
Mahavariana hoe samy malagasy dia mifambotry antoerana toy izao,sady MAHARARY NO MAHAMENATRA ,ireo lahy antitra toy i ratsy honana sy drema njato ,olona efa azo amoron-tevana ireny no loha mibaiko an'i tgvendrana nohon'ny FITIAVAMBOLA ,ny firenena latsaka an-kady tsy mapihotsona ny lohany ireo goaika antitra roa lahy ireo!!!!!!!!

5. harybe
(
08/09/2009 08:04)
mety diso aho ry xxx3!! kanefa kosa dia ireo vahoaka nanontrona ireo no nahavita nanongana fitondrana! dia ireo izany no vahoaka amiko! raha tsy nisy an'ireo tsy voahongana ny fitondrana teo aloha
6. xxx
(
08/09/2009 08:08)
tadidio anie ry harybe fa na olona roa na telo fotsiny aza, eny na folo aza ka mitondra basy dia efa afaka mifofo ain'olona e! sy ain'ny firenena! ka raha lazaina fa 10 000 raha be indrindra ireo olona nanara dia an'i tgv ary 200 ireo miaramila niditra t@ politika, mba firy isan-jato izy ireo manoloana ny isan'ny malagasy?
7. Mirananirina
(
08/09/2009 10:26)
Tsy ny miaramila no milalao an'i Madagasikara,fa ny miaramila mpanatanteraka ny baiko :( :( :( .Izay baiko azo avy any ambony no tsy maintsy tanterahina.Mahagaga ô...nefa izany no zavamisy.
Tsy laviko fa misy ireo miaramila mahazo vola sy mitongilana fa tsy ny rehetra akory.Ka aoka re tsy ny miaramila no voatonintonina fa mba omeo anaran'olona.Misy avocat na polisy na gendarme na mpampianatra manao ny tsy mety ary miaraka amindry zareo ireo,toa tsy voatonotonona mihitsy an..Ry zareo avocat sahala amin'izao...

8. reeves
(
08/09/2009 12:05)
Miombon-kevitra tanteraka aho amin`ny andraikitry ny miaramila amin`ny krizy misy amin`izao fotoana izao . Ny mutins nanao ny Coup d`Etat dia efa mazava ny azy fa voakarama izy ary vola aloha no ambony ary nasehony fa izay mafibe dia afaka manohitra azy , fa ny tena mandreraka dia ny mieritreritra fa misy miaramila hafa mahatsapa fa ny tsy fandraisana andraikitra manoloana izao Coup d`Etat ataon`ny miaramila sasany izao anie ka hiteraka fahantrana faobe lehibe eto amin`ny firenentsika kanefa dia jerem-potsiny . Amiko , lâcheté izany ary ho tsarain`ny tantara ny tafika rehefa tena tonga tokoa io fahantrana lehibe io satria efa manomboka hita taratra ny fahapotehan`ny toe-karentsika amin`izao ary tsy afa-maina ny rehetra ( pro-TIM , pro-TGV ..sns ) amin`izany ary ny ho reraka voalohany dia ireo fozaorana . Izahay civil raha nanana basy , tena efa ela izahay no nijoro hiatrika ireo CAPSAT ireo . Firifiry ny racket sy ny fanafihana olona ataon`ireo miaramila ireo miaraka amin`ny 4x4 . Ny dahalo amin`izao manararaotra eny ambanivohitra . Maha-te hametram-panontaniana hoe ilaina ve ny mandoa hetra handoavana ny karaman`ireo miaramila ireo sa ahoana fa toa tena fanetriben`ny firenena ireto izy ? Zah vao mahita Kolonely dia tonga dia ny soratra hoe "JIOLAHY sy TONTAKELY " no sary tonga voalohany ao an-tsaiko amin`izao fotoana izao .
11. xxx
(
08/09/2009 13:22)
Izaho koa mitovy hevitra @ reeves . Aiza ny fandraisan'andraikitry ny miaramila gradés , na t@ fotoanan'ny putsch na @ izao fotoana izao ???
Raha nomen'i Ra8 ny miaramila ny fitondrana , dia naninona no natsipy teny @ TGV fa tsy noraisina ny adidy
Ny miaramila no anisan'ny fototry ny olana @ izao fotoana izao . Tokony ho menatra ireo miaramila niditra ao @ gouvernement
Tsy hitako aloha izay ilàna miaramila intsony raha @ andro sarotra ohatr'izao izy no mizarazara sy tsy mandray andraikitra e, mahabe maso sy mandany vola fotsiny

12. fijo
(
08/09/2009 21:51)
aleo mihintsy aloha ny gasy ahita tsara ny vokatry ny nataony e.amin'izay amin'ny manarak amba misaina vao manaraka izay voalavo rehetra miresaka eo