Vao tafiditra de lasa

1. Alaina ( 16/10/2008 17:19)
Tena sahirana ty bandy akama iray tafaresaka tamiko fa mitady vahaolana hono izy fa ny an-lery raha vao tafiditra kelikely de tsy tana fa tonga de mandeha. Izany ngamba le hoe ejaculation prematurée. Omeo soso-kevitra lery fa na izy na le sipa samy tsy mahazo tsirony hono de miady nony farany.
novalian'i ejp.tdl ny 15/03/2012 09:24
2. Noue ( 16/10/2008 17:24)
hay moa resa-dehilahy atooooooo :^) :oops: :^)
3. ainaheri ( 16/10/2008 17:54)
noue>> mahazo mandray anjara na sipa aza kou,satria hita tsara oe aona ny fiantraikany any aminareo :-P
4. ssendra ( 16/10/2008 18:05)
Vao tafiditra de lasa
gaga be aho am lay titre hay izany lay resaka
mba valio hono ry ainaheri fa mody fanina eo ah :-D
aleo klou mba hamaly ihany sao hoe tsy mahalala fomba :°)
mila fanazàrana matetika angamba izany ô! tsaiko alou e!
5. ainaheri ( 16/10/2008 18:31)
ssendra>>za ndray lazaina mody fanina an hihihi

Ny tena marina ny ati-doha zany no mibaiko an'io ee,raha hainao ny mandanjalanja azy ,afaka tazomina ela² iany io lol
6. sytl ( 17/10/2008 07:40)
"vao tafiditra de lasa" :lol: tsy ratsy le titre! :-P
7. sytl ( 17/10/2008 07:42)
zà zao nieritreritra b hoe: vao nazaka sipa de lasa ndray le sipa! :-P kay tena hors sujet be !! :-D
8. ssendra ( 17/10/2008 11:19)
6. Mpandefa : sytl [ Valio ] 17-10-2008 09:42:30
Lohateny : Re : Vao tafiditra de lasa
zà zao nieritreritra b hoe: vao nazaka sipa de lasa ndray le sipa! kay tena hors sujet be !!
:-D :-D :-D
9. xxx ( 17/10/2008 13:53)
Alaina:
Tena sahirana ty bandy akama iray tafaresaka tamiko fa mitady vahaolana hono izy fa ny an-lery raha vao tafiditra kelikely de tsy tana fa tonga de mandeha. Izany ngamba le hoe ejaculation prematurée. Omeo soso-kevitra lery fa na izy na le sipa samy tsy mahazo tsirony hono de miady nony farany.

Alaivo le sipa rah tsy mety afa-po ry akama na asaivo alefany aty f tsy maintsy ho afa-po izy e!
10. sytl ( 17/10/2008 14:06)
Alaivo le sipa rah tsy mety afa-po ry akama na asaivo alefany aty f tsy maintsy ho afa-po izy e!
vahaolana haingana sady mahomby!! :-P
11. sakaizakely ( 17/10/2008 16:15)
titre tena =)) =)) =)) =)) =)) =))

mifalia am ze ananana oa, mba tafiditra ihany ara kou
misy manko vo etsy ambavahady de efa mipotsadelo sahady :-D :-D :-D :-D :-D
12. vale ( 17/10/2008 16:23)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D le filazan'i sakaizakely azy koa zany ah!! :lol:
13. ainaheri ( 17/10/2008 17:30)
Mety be lelo lotra angambany izy kou ,tsy nitondra mouchoir angah?? :-D :-D :-D :-D :-D
14. rafitia ( 18/10/2008 04:58)
8O Tsy mahandry tantana kosa nareo zany an ? maika loatra e
15. MMS ( 18/10/2008 05:29)
Mety mbola bobaka loatra angamba ny archive fa ataovy matetika ! hita eo indray ny tohiny.......
Mbola
vo etsy ambavahady de efa mipotsadelo sahady

8O :)
16. RATOVOARY ( 20/10/2008 13:42)
Alaina> Mba andramo hoe asaivo mandray alcool kely izy alohan'ny hiarahan'izy roa fa mety hiampy kely ny fotoam-pilalaovana, :-w
17. ikaretsaka ( 20/10/2008 20:41)
miotrana kely koa e
18. kaboushna ( 21/10/2008 17:03)
mankahery an lé ranamana sahirana zany ny tena e ... io zany mila fanazaran-tena ihany ... tout est psychologique !!!! ... rehefa ho tonga lé izy dé somary sintonina kely, rehefa afaka ilay adrénaline kely mitosika dé averina ampidirina indray ... ainsi de suite !!!! ... possible mantsy dé superexcité be izy dé tsy voatanany lé mitosaka, nefa atomboka am lé toreohevitra kely teo aloha dé ho hita eo ndray ny tohiny ....
fa sao dé énao kosa aloha lé izy fa sous prétexte fotsiny lé hoe namana e ????
okay :D
19. sytl ( 22/10/2008 08:08)
fa sao dé énao kosa aloha lé izy fa sous prétexte fotsiny lé hoe namana e ????
okay
:-D :-D hita hoà!!!ay annn!de mody hoe namana!! :-D :-P
20. RATOVOARY ( 22/10/2008 08:42)
fa sao dé énao kosa aloha lé izy fa sous prétexte fotsiny lé hoe namana e ????
okay
hita hoà!!!ay annn!de mody hoe namana!!

Ary lery nanokatra azy anie tsy nanohy intsony an'le dinika e! :-w :-w
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7999