Vao tafiditra de lasa

21. rurale ( 24/10/2008 07:49)
Hitanao, ny tena marina efa nisy nitafa teo ihany fa saina io ary mila fampiasam-batana kely (sport), rariny ny sipa raha krizy ko oul tsy mbola misy fafiny akory de vita :lol:
22. Papoose ( 24/10/2008 19:35)
raha vao tafiditra kosa de lasa be filaza loatra zany araka ny eritreritro raha tsy efa naka tombony tany le kofa kle!
mety efa nangidihidy tany izy de efa teo andoharanon-dranomaso vao tafiditra fa le jo ko mety mbola nampifila :-P
23. bista ( 25/10/2008 07:22)
Papoose:
raha vao tafiditra kosa de lasa be filaza loatra zany araka ny eritreritro raha tsy efa naka tombony tany le kofa kle!
mety efa nangidihidy tany izy de efa teo andoharanon-dranomaso vao tafiditra fa le jo ko mety mbola nampifila

Hita avy hatrany fa vhv sy mbola zaza enao amin'io zvtr io. Tsy azonao mantsy ilay mécanisme.
24. rastafarai ( 27/10/2008 04:27)
:-D Mi-existe ny fanafody "anti tafiditra d lasa"...mba andefaso izy ry akama fa nareo mba aty am-potony ihany a! Aza manam-be hono we :wink:
25. Papoose ( 27/10/2008 15:08)
bista! za nge efa fantatra hoe vehivavy sy mbola zaza eto e! ary @ lafiny rehetra mihitsy fa tsy @ io zvt io ihany!

fa za mba midinika ohatranao koa dia mamaly ny hevitra araka ny fahazoako azy dia tohano fanazavana le izy mba ahazoako an'le mekanism ary fa aza maneno tapany @ hevitro fotsiny! :wink:
26. ikaretsaka ( 27/10/2008 16:37)
asaivo mikotrana koa i lery mi maitrise azy e..mikotrana @ tanana aloha na tsy haiko aby
27. Alaina ( 28/10/2008 10:12)
kaboushna:

mankahery an lé ranamana sahirana zany ny tena e ... io zany mila fanazaran-tena ihany ... tout est psychologique !!!! ... rehefa ho tonga lé izy dé somary sintonina kely, rehefa afaka ilay adrénaline kely mitosika dé averina ampidirina indray ... ainsi de suite !!!! ... possible mantsy dé superexcité be izy dé tsy voatanany lé mitosaka, nefa atomboka am lé toreohevitra kely teo aloha dé ho hita eo ndray ny tohiny ....
fa sao dé énao kosa aloha lé izy fa sous prétexte fotsiny lé hoe namana e ????
okay :D



Tsy ny tenanay alou le izy e. Ary zay no tsy andraisako sy hanohizako an-le resaka satria efa mba nanome soso-kevitra an-lery ihany a. Ary tsy misy hafa amin'ireo ihany no mba sopapa efa nomeko azy fa tsy fantatro izay fiovan-javatra ka anjarany ny mijery an-reo narosonareo indray.
28. RATOVOARY ( 28/10/2008 12:20)
Alaina:
Tena sahirana ty bandy akama iray tafaresaka tamiko fa mitady vahaolana hono izy fa ny an-lery raha vao tafiditra kelikely de tsy tana fa tonga de mandeha. Izany ngamba le hoe ejaculation prematurée. Omeo soso-kevitra lery fa na izy na le sipa samy tsy mahazo tsirony hono de miady nony farany.
Alaina:
Tsy ny tenanay alou le izy e. Ary zay no tsy andraisako sy hanohizako an-le resaka satria efa mba nanome soso-kevitra an-lery ihany a. Ary tsy misy hafa amin'ireo ihany no mba sopapa efa nomeko azy fa tsy fantatro izay fiovan-javatra ka anjarany ny mijery an-reo narosonareo indray.

Ohatry ny gaga ihany aho @ fitohizan'le filazanao azy ry namana, fa angah tsy hoe akama sendra tafaresaka no toa lasa hoe anajarany sisa ny mijery an-le ss-kvt. Fa izy aloha rah izany mpisera eto ihany sa tsia e!
fa sao dé énao kosa aloha lé izy fa sous prétexte fotsiny lé hoe namana e ????
okay

29. xxx ( 28/10/2008 12:28)
Ohatry ny gaga ihany aho @ fitohizan'le filazanao azy ry namana, fa angah tsy hoe akama sendra tafaresaka no toa lasa hoe anajarany sisa ny mijery an-le ss-kvt. Fa izy aloha rah izany mpisera eto ihany sa tsia e!
Zà aloha tsy mahafantatra manokana an'i Alaina (samy mpisera eto fotsiny) fa kosa raha toa ka izy aza ve dia hitantara eto izy hoe ny tenany! Izao aza izy ataonareo fanalàna ka maika fa nanaiky teo?
30. Rafahafahana ( 28/10/2008 14:09)
Art mety ianao ihany io é, tsy maninona fa mahereza, miditra fa feno loatra koa angamba ny kitaponao é, sa...lava loatra ny préliminaire asa tsy fantatro.
31. Papoose ( 28/10/2008 18:42)
raliberte???tsy reraka ambony ihany ve raha lava loatra ny prelim, fa adin'ny firy zany lava b zany aloha e?dia adin'ny firy no tokony hoe norma?
32. Rafahafahana ( 30/10/2008 15:19)
Tsy oe adiny firy zany.
33. Papoose ( 30/10/2008 15:23)
fa in fotsiny?
34. Bita ( 01/11/2008 08:42)
Mahavita impiry nefa lay ranamana? tsy misy olana raha lasa ilay voalohany fa ny faharoa indray mbola andrasan-drasipa ka na misy maro ary any dia omeo azy daholo e! :-D :-D :-D
35. Bita ( 01/11/2008 08:47)
Hoy ity mpanontany ity hoe: mety ve ny manao sex eny am-pandehanana? dia hoy ilay mpamaly tena azo atao ka fatsara tsara kokoa raha manao zipo ilay vehivavy fa raha pataloha tsy afafaka mamidra izy........
36. apache ( 04/11/2008 13:37)
Solution ho an'ny "manahoana i Veloma" :
- Misotro alcool kely fa tsy manao dôzy be an!
- Manao exercice : rehefa poritra te hipipy dia tazonina farak'izay ela indrindry tratra mba haha souple an-le muscle fivoahany
- Alefa aty ivelany mihintsy aloha le voalohany (tokony ho 30mn ny preliminaire, ary 7 mn ny rapport ozizy le mpampihofana anay izay)
- Mieritreritra zavatra hafa fa tsy manao concentré be mandra-pahatongan'le an-le vevavy
- Aleo le vevavy no hihetsika
- manao matetika
... sns
37. fijo ( 06/11/2008 22:42)
ny bandy rehetra ngama samy nandalo teo fony vao nanomboka nanao io zafera io.fa avy eo io miha voafehy de mihova.asaivo manao matetik alery fa izay ihany no vahaolana.rehefa mitira baolina ela ve tsy ahafaty ihany ny hiafarany e
38. Papoose ( 06/11/2008 22:45)
zany v ny conseil na virja? :-D
39. fijo ( 07/11/2008 21:01)
ka izany no itako tao anaty boky ko :-D :-D ary aza be fanontaniana eo moa e
40. Papoose ( 11/11/2008 20:15)
ts atokisako tsotry ndroky hoe virja!!! efa mi depasse niveau na virja :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4888