Vao tafiditra de lasa

41. fijo ( 12/11/2008 22:49)
an an,tia vakiboky aho dia mba mahita lazaina kely ka
42. Papoose ( 13/11/2008 01:44)
boky in aza mba hovakiko e :D
43. fijo ( 14/11/2008 22:02)
boky mena ,fa io lahy ihany no mahazo mamaky azy
44. kotobekibo ( 15/11/2008 18:13)
saika mba hamaly za fa lé tompon'ny sujet aza tsy ato intsony kouh ! nareo fotsiny no miady hevitra eo :-D :-D
45. fijo ( 15/11/2008 21:02)
ka alefaso ihany anolha ny resaka ko
46. lemenakely ( 19/11/2008 03:56)
1er tour dia vita e!.......
47. mima5 ( 19/11/2008 13:37)
Tena mampalahelo io akamaio ry zalahy fatokony hitadiavana vahaolana :? :? :?
fa tokony tsy :-D :-D :-D :-D :-D
48. kotobekibo ( 19/11/2008 15:44)
mima5 > ka na manome vaha olana aza tsika , ilay manana olana tsy mamaky intsony , inn no dikany? :-D :-D
49. kelly13 ( 19/11/2008 19:19)
fa inn ono no tafiditra d lasa ry reto fa tena tsy arako :°) 8)
50. kotobekibo ( 19/11/2008 20:16)
kelly13:

fa inn ono no tafiditra d lasa ry reto fa tena tsy arako :°) 8)


Mody fanina an! :-P
ao ary e! NY AZY D NY AZY KOA . :-D :-D :-D
51. ikaretsaka ( 19/11/2008 21:41)
ao ampidirako azy any de kobonndroky ry terezy an :wink:
52. fijo ( 19/11/2008 23:11)
mima an,asaivo entinyaty ary le akamany de atoroko azy ny fanaovana azy e.aiz ano hoavela fotsiny eo tokoa lery ,fa aleo atoro.
53. Papoose ( 28/11/2008 23:03)
hizara boky mena nga le fijo?
54. kotobekibo ( 29/11/2008 00:23)
fijo , ikaretsaka > aleo marina atoro mivantana toy izay atao resab eto klé . Izay noi tena tsaotra . :D :D :D
55. kelly13 ( 29/11/2008 10:30)
iverrou>inn klou no ampidirinao any e, d aiza no ampidirinao sao zvt tsy omby ka vôtery haka scalpel eo za! hu hu hu

fa na izany aza tsy arako le oe "NY AZY D NY AZY KOA" hô hô hô!


jé wigoollll
56. kotobekibo ( 02/12/2008 00:45)
kelly13:

iverrou>inn klou no ampidirinao any e, d aiza no ampidirinao sao zvt tsy omby ka vôtery haka scalpel eo za! hu hu hu

fa na izany aza tsy arako le oe "NY AZY D NY AZY KOA" hô hô hô!


jé wigoollll


Raha vao mbola tsy mahazo eo njy d anaovako cours particuliers an!
:-D :-D :-D
jé wigoollll
57. fitiatantely ( 03/12/2008 11:58)
masosotra mintsy ny bandy manao toy izany! ianao exitény elabe nefa ny azy vao miditra tsy ampy 1mn de lasa :twisted: za efa tratra de mankaleo be :twisted: de tsis fafiny mintsy, samy leo zay .fa angamba aretina lé izy kah! manantonà dokotera fa sao de any ny vahaolana.
Ary sao de zatra mimast ary izy de ts tana ntsony! iza no mahalala
58. kotobekibo ( 03/12/2008 12:23)
fitiatantely:

masosotra mintsy ny bandy manao toy izany! ianao exitény elabe nefa ny azy vao miditra tsy ampy 1mn de lasa :twisted: za efa tratra de mankaleo be :twisted: de tsis fafiny mintsy, samy leo zay .fa angamba aretina lé izy kah! manantonà dokotera fa sao de any ny vahaolana.
Ary sao de zatra mimast ary izy de ts tana ntsony! iza no mahalala


Maitrise de soi mihitsy fa tsy hoe aretina ,
Lé izy io @ lhl d tahaka ny mitazona savony lena .
Raha tazomina mafy d vao maika mipitika , raha tsy tazomina tsara koa d mora latsaka .

ny mi-mast indray d tsara ho an'ny vhv raha tahak'io ny bandy miaraka aminy , satria vetivety d mahatonga koa izy @ izay .
59. Papoose ( 03/12/2008 17:56)
Raha tazomina mafy d vao maika mipitika
otsan'ny champagne :-P
60. tindjy ( 06/12/2008 14:28)
ra ny hvt loo de tokon asina fanovana kely zan oe n vevav ndray n mimast d n lele ts mmast mb ts o mora las nenaz d o mora tong nen vevav.D mb ts taitaitr r zala a,vita fon io e sa nareo maika oaiz.Mb jreo le plaisir f ts d maik iov partenaire ftsn eee!!!! :oops: :oops: :oops: :oops: :oops: :oops: :oops: :oops: :oops: :oops: :oops: :oops: :oops: :oops: :oops: :* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8893