adino tokoa ito fa tsy voasoratra tao @ Baiboly...

1. LazaDaddy ( 11/02/2008 22:08)
"Mahasalama ny maka makorelina etsy Tsaralalana rehefa tsy aloanao ny volany"

"Exercice spirituel namaste prostitutum" no ahafantarana an'izany =)). Tsy ampy mantsy ny Baiboly satria tsy milaza "specifiquement" hoe ny makorelina aiza no azo alaina dia ny makorelina aiza no tsy azo alaina, dia tokony ohatrinona ny vola omena azy. Adino tsy voasoratra fa ny etsy Tsaralalana dia tena tsara ara-dalana!

=))=))=))=))=))=))
novalian'i xxx ny 19/02/2008 06:00
2. ikaretsaka ( 11/02/2008 22:13)
tsy voasoratra ao anaty baiboly koa hoe fisainana avy aiza no nahatonga anao nanokatra ity sujet ity...
nefa nosokafanao:-D:-D:-D
3. cutie ( 11/02/2008 22:14)
alalino tsara alou le baibolinareo e :-D
4. LazaDaddy ( 11/02/2008 22:15)
cutie> tsy ampy anie "hono" io e. Mila ampiana "Exercice spirituel namaste prostitutum" =))=))
5. ikaretsaka ( 11/02/2008 22:20)
tsy ampy fandalinana izany..
ohatran'ny tany hono io e..... ny tsy niasa ny tany no milaza hoe ampy anay ny tany nomena anay ....

fa ny olona tena niasa ny tany raha tena mpiasa tany dia mahatsapa foana hoe tsy ampy azy ny tany , tsy mamokatra ny ato ... mila asiana zezika atsy, sns mmmmm

obvious be io @ zavatra rehetra
6. LazaDaddy ( 11/02/2008 22:22)
cutie> indry angaha eny no matahotra tsy ahazo karama? Tsy maninona fa karana no azon-dry...azia rakapy teo? =))=))
7. LazaDaddy ( 11/02/2008 22:27)
cutie>:-*
8. ikaretsaka ( 11/02/2008 22:30)
nahazo karana indray i cutie fa tsy nomen'i LD karama t@ fanaovana sekretaire?
9. LazaDaddy ( 11/02/2008 22:31)
Tsy ampy koa ny Baiboly satria tsy miteny hoe mbetika "misy satana" dia mbetika "tsy misy" satana =))=))=))
10. ikaretsaka ( 11/02/2008 22:34)
tsy ampy koa ngamba ny sain'ilay mpamaky ka tsy mahay manavaka ny hoe "aza imaginena sy ny hoe aza rarahiana":wink:
11. LazaDaddy ( 11/02/2008 22:35)
aiza ianao rakapy o! Misy resaka karana ato e! Misy koa ve aloha ise sa tsy misy e? =))=))
12. LazaDaddy ( 11/02/2008 22:41)
ikaretsaka:
tsy mahay manavaka ny hoe "aza imaginena sy ny hoe aza rarahiana"
ikaretsaka atsy ambadika atsy:
satana koa manko nianatra sy nahafehy tsara mihitsy......
Tsy ampy koa izany ny Baiboly satria tsy miteny hoe mbetika satana "imagination" mbetika satana "realite" =))=))=))
13. ikaretsaka ( 11/02/2008 22:42)
tsara ngamba ny mijery ny fijeverako sy ny fiheverako ilay satana i LD vao mitsimpona.. satria na ny nolazaiko aza tsy azonao akory
14. LazaDaddy ( 11/02/2008 22:49)
ikaretsaka> ahoana tokoa moa no fomba ahazoako izay lazain'ise mivadibadi-dela hoe "misy i satana" dia avy eo "tsy misy satana" dia afaka 2 minitra indray dia hoe "rehefa tianao hisy izy dia misy"? =))=))=))
15. ikaretsaka ( 11/02/2008 23:02)
le principe an'ilay misy sy tsy misy sy ny sens an'ilay hoe dans quel sens ny fiheverana ny fisiany sy ny tsy fisiany no tsy azonao.
Satana dia tsy le Horera be.. tsy personne i satana amiko fa illusion...
theologique be le izy fa fehezo aloha izay maha afaka fanadinana anao ngo de lazaian fa za indray no.....
16. LazaDaddy ( 11/02/2008 23:05)
ikaretsaka:
tsy personne i satana amiko fa illusion
ikaretsaka:
satana koa manko [b]nianatra sy nahafehy tsara mihitsy......(ny Baiboly)
Ny illusion afaka nianatra sy nahafehy tsara mihitsy ny Baiboly? =))=))=))
17. ikaretsaka ( 11/02/2008 23:09)
iep..... yep.... resaka theologie be izany LD fa sao tsy daddy eo ianao an..
rakaroka mahay manazava an;io tsara mihitsy
18. ikaretsaka ( 11/02/2008 23:10)
izay ilay hoe finoana... tsy mila personne ny finoana.. ohatran'ny inoanao hoe fanahy masina .. tsy misy vatana tsy misy ninoninona fa ....
19. LazaDaddy ( 11/02/2008 23:13)
tsy ampy koa izany ny Baiboly satria tsy ampy illusion theologique =))=))
20. rabilabila ( 11/02/2008 23:14)
Tena tsy azoko ianareo marina e!! Tena miezaka ihany aho indraindray fa tsss!!!!

Tsy misy ara-batana ny satana hoy i Ika
Voalaza ao anaty baiboly hoy i LD

Raha ny famakiana anareo roalahy dia na illusion izy na réalité dia :" CETTE CHOSE A GAGNE ":evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0779