adino tokoa ito fa tsy voasoratra tao @ Baiboly...
41. fijo
(
12/02/2008 23:36)
toa mivezivezy be izy izany fa aleo fa horaisiko ao amin'ny foangonako ireo hoahy e
42. ikaretsaka
(
14/02/2008 13:00)
adino tokoa fa tsy voasoratra ao anaty baiboly ny saint valentin (fa any anaty tantaran'olomasina katolika)
nefa nankalazaina androany:roll::roll: ary nankalaza be mihitsy na ry LD aza an
nefa nankalazaina androany:roll::roll: ary nankalaza be mihitsy na ry LD aza an
46. LazaDaddy
(
14/02/2008 23:55)
ikaretsaka:tsy mahagaga ahy loatra raha misy namana mpamorona zavatra tsy misy toy io eto :)
ary nankalaza be mihitsy na ry LD aza an
fijo> tsy koulera manga indray hono fa lobaka volondavenona sy pataloha fotsy :)
49. xxx
(
19/02/2008 06:00)
LazaDaddy:
"Mahasalama ny maka makorelina etsy Tsaralalana rehefa tsy aloanao ny volany"
"Exercice spirituel namaste prostitutum" no ahafantarana an'izany =)). Tsy ampy mantsy ny Baiboly satria tsy milaza "specifiquement" hoe ny makorelina aiza no azo alaina dia ny makorelina aiza no tsy azo alaina, dia tokony ohatrinona ny vola omena azy. Adino tsy voasoratra fa ny etsy Tsaralalana dia tena tsara ara-dalana!
=))=))=))=))=))=))
:roll::cry:
