adino tokoa ito fa tsy voasoratra tao @ Baiboly...
22. rakapy
(
11/02/2008 23:21)
Fa misy inona ry zalahy??? Ary @ magazay ary aho no misy miantso hoe mitady anao aho hoe i Ralaza? Misy simba angaha ny fiara? sa tianao hovidiana ilay radio k7 marque Devil iny? midoboka anie iny e!!!:-D:-D:-Dmbola misy iray izay koa ao marque Satanik:-D:-D:-D
23. rabilabila
(
11/02/2008 23:24)
:-D:-D:-D=)) Izay ange ny mahafinaritra aminao 'ty Rakapy e!! Mampidina taux d'adrénaline :-D:-D
26. diamondra27
(
12/02/2008 03:54)
Izaho manokana aloha dia tsy tsy tia ny miblagy amin'ny resaka fivavahana satria ho an'ny tsy mpino dia tsy hainy ianao na miblagy na tsia ary faux pas kely dia itsarany anao mpino ary mampihemotra azy tsy hiova fo, donc lasa fitaovana mampihemotra fanahy tokony hovonjena izany ny fivazivaziana na fahazimbazimbàna ny tenin'Atra amiko.
Manjary ataon'ny sasany indray hoe: tsy zakanareo intsony ny baiboly ka mampiteniteny foana anareo.
Aza manao izay hitenendratsy ny anaran' Andriamanitra isika mpino.
Misaotra tompoko

27. Rasiligaoma
(
12/02/2008 06:42)
izhao indray tsy manakana ny adihevitra, fa aza asiana faux pas tsy tsimpona fa aoka ny hevitra sy ny porofo manamarina ilay hevitra ihany no aroso.
ny sasany ihatra manadino tarehimarika anankiray @ reference nomeny dia efa tantara be...
ilay hevitra ampiadiana lehiretsy raha misy hazon-damosina a
ataovy hoe "izao no inoako sy ny hevitro satria izao": (lazaivo ny hevitra sy ny antony)
"izao no fahitako ny hevitry ny namana izao momba ny zavatra tahak'izao satria izao no antony" (dia lazaina ny antony)
dia rehefa tsy manana alahatra intsony, maninona no tsy mety convaincu, maninona tsy miteny hoe marina ny hevitrao momba izao satria tsy hitako izay hevitra handisoana azy?

28. rakaroka
(
12/02/2008 08:59)
Rasiligaoma:

^:^=D=D=D
Marina ny voalaza, ny resadresaka toa itony anie, tsy ny fiziriziriana ho mihevitra ho manana ny marina no zava-dehibe fa ny fahaizana misintona koa ny lesona omen'ny hafa.Et la je veux bien accepté hoe "hihanina amin'ny famakiana ny baiboly",manamora sy manatsotra ny asako anie izany raha afaka nihanina tamin'izay aho. Malheureusement tsy misy sehatra azoko ampiasana ilay boky io akory aty raha
tsy ao an-trano sy ny rindrin'efatry ny fiangonana.
Donc mila miatrika ny fiainana tsy ao anaty baiboly mihitsy aho e , mba tsy anofinofisana fotsiny! 8-)
30. prime
(
12/02/2008 11:52)
ika> efa adihevitra im-betsaka io resaka fisian'i Satàna io... tsy "illusion" io... ny hany mba fanontaniana tiana apetraka amin'i ika (sy soanja koa) dia ny hoe ary ny anjely ve misy sa tsy misy sa "illusion théologique" koa? (tena manantena valiny tsotra avy aminareo, misaotra...)
31. ikaretsaka
(
12/02/2008 13:33)
tsy nisy resaka (izany hoe lasa personne) aloha izao ilay satana e raha ny fahalalako e. Ohatra hoe A/tra izoa lasa Personne @ Jesoa dia ie...
mety diso aho anefa
Aoka tsy afangaro ny hoe miditra amin'olona sy Lasa olona an

32. mmmhh
(
12/02/2008 14:13)
diamondra27:
Izaho manokana aloha dia tsy tsy tia ny miblagy amin'ny resaka fivavahana satria ho an'ny tsy mpino dia tsy hainy ianao na miblagy na tsia ary faux pas kely dia itsarany anao mpino ary mampihemotra azy tsy hiova fo, donc lasa fitaovana mampihemotra fanahy tokony hovonjena izany ny fivazivaziana na fahazimbazimbàna ny tenin'Atra amiko.
Manjary ataon'ny sasany indray hoe: tsy zakanareo intsony ny baiboly ka mampiteniteny foana anareo.
Aza manao izay hitenendratsy ny anaran' Andriamanitra isika mpino.
Misaotra tompoko
=D=D=D
sao de mba tsy tokony aty no hisy an'ity ady hevitra ity e, marobe ny zvtra azonareo lazaina @ hoe "tsy ao anatin'ny baiboly" , tsy maninona izany, raha zay no hitanao fa mety , fa hatramin'ny zé fakàna makorelina!!?? Diniho kely ! !
33. ikaretsaka
(
12/02/2008 14:17)
asa ilay mpamaky baiboly be nampiditra ilay sujet raha nandinika an'io na mbola nitsingevana teo am-pampidirana an'io hevitra io
34. rakaroka
(
12/02/2008 14:59)
mmmhh:
diamondra27:
Izaho manokana aloha dia tsy tsy tia ny miblagy amin'ny resaka fivavahana satria ho an'ny tsy mpino dia tsy hainy ianao na miblagy na tsia ary faux pas kely dia itsarany anao mpino ary mampihemotra azy tsy hiova fo, donc lasa fitaovana mampihemotra fanahy tokony hovonjena izany ny fivazivaziana na fahazimbazimbàna ny tenin'Atra amiko.
Manjary ataon'ny sasany indray hoe: tsy zakanareo intsony ny baiboly ka mampiteniteny foana anareo.
Aza manao izay hitenendratsy ny anaran' Andriamanitra isika mpino.
Misaotra tompoko
=D=D=D
sao de mba tsy tokony aty no hisy an'ity ady hevitra ity e, marobe ny zvtra azonareo lazaina @ hoe "tsy ao anatin'ny baiboly" , tsy maninona izany, raha zay no hitanao fa mety , fa hatramin'ny zé fakàna makorelina!!?? Diniho kely ! !
^:^=D=D Miombonkevitra e! Nahoana aza no dia misaina lavitra BBbbe tahaka izany ilay olona:oops::oops::roll:
35. pissoa
(
12/02/2008 19:08)
LazaDaddy:
"Mahasalama ny maka makorelina etsy Tsaralalana rehefa tsy aloanao ny volany"
"Exercice spirituel namaste prostitutum" no ahafantarana an'izany =)). Tsy ampy mantsy ny Baiboly satria tsy milaza "specifiquement" hoe ny makorelina aiza no azo alaina dia ny makorelina aiza no tsy azo alaina, dia tokony ohatrinona ny vola omena azy. Adino tsy voasoratra fa ny etsy Tsaralalana dia tena tsara ara-dalana!
=))=))=))=))=))=))
:-D:-D:-D:-D:-D
ary tena saim-behivavy mihitsy i LazaDaddy ity kay :@:@:@
36. LazaDaddy
(
12/02/2008 20:43)
pissoa> ekany tokotrany :)
Dimondra> marina ny teninao fa misaotra. Nieritreritra an'izany mihitsy aho vao nanoratra an'ito. Indraindray mantsy tsy mahita tsara isika raha tsy misy ohatra mivandravandra be sy tsy azo lavina eo ambany maso.

38. ikaretsaka
(
12/02/2008 23:13)
Hisy TDMB koa any Tsrlalana atsy ho atsy fa miomana...
isao vandro aho rehefa miala any izay resaka izay
TDMBK= Tonga de Mena Baiboly ny Koksa

39. fijo
(
12/02/2008 23:15)
ka raha hoy kosa i lery hoe "tsy tonga hiantso ny marina aho fa ny mpanota...."
raisiko ao amin'ny firaisana hiombonana aloha ireo e

40. ikaretsaka
(
12/02/2008 23:18)
dia miverina any @ resaka diso pilipitra indray isika @ izay cas izay